31/08/2026
📚OH IH OHHH 📚kely sisa dia ianatra ny zaza atsika 🥰
Ndao alo asina kilalao kely azahona PACK SPECIALKID 🎁
Tsotra kely ny atao :
1️⃣Abonneo alo ary Bébé Bio Mahatehotia dia ataovy anaty commentaire eto ny capture 😉
2️⃣Teneno ao anaty commentaire ao hoe inona ny zavatra tena tsy maitsy ilain’ny zanatsika rehefa ande ianatra (fournitures sns….) 📒
3️⃣Dia sady mentionneo maman anakiroa andray anjarana ihany koa 🥰
🎁Izay 1 voasarika anaty tirage 07 Septembre no mahazo ny pack SpecialKid 🎁
‼️GO ary euh ‼️ lasa ny lalao …⏳