01/03/2022
Salama daholo !
📣AZA ADINO!!! AZA ADINO!!! 📣
RAHAMPITSO NY FISOKAFAN'I @ 5 ora maraina k@ 7 ora sy sasany ariva!! 💪💪
Noho ny fangatahan'ny be sy ny maro moa zany dia ireto manaraka ireto ny tarif ato aminay:
1.000ar/séance --> Ho an'ny latsakin'ny 18 taona
1.500 ar/séance --> Ho an'ny 18 taona no miakatra
Misy Coach daholo ireo
Ny abonnement kosa dia ho asian-tsika réduction 20% amin'izao fisokafany izao
Ka raha 20.000Ar izy dia lasa 16.000Ar
TONGAVA MARO FA IANAREO SISA NO ANDRASANA!!! 😁