•Clah's Fashion•

•Clah's Fashion• Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from •Clah's Fashion•, Sport & recreation, Ambohimanarina, Antananarivo.

Arrivage Botte😍Prix 55.000 Ariary✅Pointure 37 à 40
03/09/2025

Arrivage Botte😍
Prix 55.000 Ariary
✅Pointure 37 à 40

Boucle d'oreille inoxydable 😍Prix : 10.000 AriaryLivraison Tanà, Province 🚐
01/09/2025

Boucle d'oreille inoxydable 😍
Prix : 10.000 Ariary
Livraison Tanà, Province 🚐

Boucles d'oreilles inoxydable😍Prix 10.000 Ariary😱Aiza ndray no ahita mora otrizanyMandefa en gros ko izahay 5 plus...Liv...
31/08/2025

Boucles d'oreilles inoxydable😍
Prix 10.000 Ariary😱
Aiza ndray no ahita mora otrizany

Mandefa en gros ko izahay 5 plus...
Livraison Tanà, Province😍

Amaly anlay jeux ah🥰De misaotra anareo rehetra izay nadray anjara sy ny abonné ny page🎊Tsifoina Rakotovao olona iray iha...
19/08/2025

Amaly anlay jeux ah🥰
De misaotra anareo rehetra izay nadray anjara sy ny abonné ny page🎊
Tsifoina Rakotovao olona iray ihan alo no nisariana t@tyh de izy no nahazo azy🥰
Tongava mp Tsifoina❤️
ndray🎊

Iza avy no tia déodorant ato🥰ity marque Rexaino ity tena anisan tiko be,sady tsara izy no malefaka😍
🍓ka raha tia ahazo azy ianao de atokako ho an'izay mpilalao mandresy ity🍓

Ka araho ny fitsipika eto ambany ary :

✅Inviteo ny namana i-abonné ny page sy mba ilalao plus capture

✅Partageo 2 ity lien alefako ity https://www.facebook.com/share/p/1Yz2o75iTv/

✅J'aimeo ny pub sy abonneo ny page

Rehfa mahatratra ny hisa enjahina tsika de alefako eto ny valiny lalao 🥰Ka haraho tsy tapaka ny page,fa hisy kilalao hafa manaraka izao😘Bonne chance💪

Merci de votre confiance❤️Alefa fa mandray commande fona ah,sady mandefa  ko oa😊🚐✉️Aza misalasala mandefa mp
10/08/2025

Merci de votre confiance❤️

Alefa fa mandray commande fona ah,sady mandefa ko oa😊🚐
✉️Aza misalasala mandefa mp

Iza avy no tia déodorant ato🥰ity marque Rexaino ity tena anisan tiko be,sady tsara izy no malefaka😍🍓ka raha tia ahazo az...
09/08/2025

Iza avy no tia déodorant ato🥰ity marque Rexaino ity tena anisan tiko be,sady tsara izy no malefaka😍
🍓ka raha tia ahazo azy ianao de atokako ho an'izay mpilalao mandresy ity🍓

Ka araho ny fitsipika eto ambany ary :

✅Inviteo ny namana i-abonné ny page sy mba ilalao plus capture

✅Partageo 2 ity lien alefako ity https://www.facebook.com/share/p/1Yz2o75iTv/

✅J'aimeo ny pub sy abonneo ny page

Rehfa mahatratra ny hisa enjahina tsika de alefako eto ny valiny lalao 🥰Ka haraho tsy tapaka ny page,fa hisy kilalao hafa manaraka izao😘Bonne chance💪

Arrivage escarpin🥰    Tena oe tsara be sady mora be😍aiza ndray no ahita otrizaoPrix : 55 000 Ariary 🌹Alefaso ny commande...
08/08/2025

Arrivage escarpin🥰
Tena oe tsara be sady mora be😍aiza ndray no ahita otrizao

Prix : 55 000 Ariary 🌹
Alefaso ny commande , pointure 37 à 39
🚐🛵Livraison Tanà, province

🎊BIG PROMO -40%🎊Facial. Hair. Remover🥰✅First step in your beauty routine✅Painless hair removal for smooth skin"If you're...
24/07/2025

🎊BIG PROMO -40%🎊
Facial. Hair. Remover🥰

✅First step in your beauty routine
✅Painless hair removal for smooth skin

"If you're interested, don't hesitate to send a private message."📩

👜Hiverenako ito modèle mafatifaty kely ito👜☺️Prix : 15000 Ariary raha toa ka 20000 Ariary izy teo aloha🥰Livraison Tanà, ...
22/07/2025

👜Hiverenako ito modèle mafatifaty kely ito👜☺️
Prix : 15000 Ariary raha toa ka 20000 Ariary izy teo aloha🥰
Livraison Tanà, Province🛵🚐

SAC À BANDOULIÈRE DE LUXES😍

✅Prix 20000 Ariary
Livraison Tanà , Province 🚘

👋 Salama daholo ry namana sy mpanaraka hajaina!Ela be izay tsy niresaka sy nifampizara a🥰, ary tena faly izahay miverina...
19/07/2025

👋 Salama daholo ry namana sy mpanaraka hajaina!

Ela be izay tsy niresaka sy nifampizara a🥰, ary tena faly izahay miverina miaraka aminareo indray! 🙏💛

🚨 Miverina indray ny pejinay miaraka amin’ny entana tsara sy aminy vidiny mirary. Ho anareo mpanjifa hajaina izay nividy, misaotra amin’ny faharetana. Ho anareo vaovao, tongava handray anjara!

✅ Hisy ny tolotra maro samy hafa
✅ Fanavaozana sy fizarana matetika
✅ Promo sy tombony ho an’ny mpanaraka voalohany

👀 Araho tsy tapaka ndray ny page fa hisy ny fisarihana izay azohana loka maro samy hafa🥰

Mankasitraka indrindra anareo rehetra!🙏

Tinareo ve lo io Robe io e😍Alefaso ny coms aza🗒️

 Porte feuille fripe🥰✅Livraison à Tanà, Province🚲
11/01/2025


Porte feuille fripe🥰
✅Livraison à Tanà, Province🚲

🌹Mbola misy ireto modèle reto oa🥰Tongava mp ary fa -2000 Ariary avy ny prix✉️✅PROMO✅
10/01/2025

🌹Mbola misy ireto modèle reto oa🥰
Tongava mp ary fa -2000 Ariary avy ny prix✉️
✅PROMO✅

Boucle d'oreille inoxydable sous forme sac stylé kely : 12000 Ariary🥰
Collier inoxydable : 12000 Ariary📿

🤗Mignonne kely daoly🥰
✅Raha maka azy roa 22000 Ariary efa -2000 Ariary be zao
💌Tongava mp aza : Livraison Tanà,Province🚘

Address

Ambohimanarina
Antananarivo

Telephone

+261345539776

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when •Clah's Fashion• posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to •Clah's Fashion•:

Share