Parc Antsaha Soa sy Tsara IVATO

Parc Antsaha Soa sy Tsara  IVATO Toeram-pitsangatsanganana sy fialamboly ho an'ny rehetra, na ho an'ny kely na ho an'ny lehibe.

Toerana malalaka, maitso sy madio, misy kilalao ho an'ny ankizy sy fialamboly maro hafa. Ety amin'ny Bout de piste Ivato no misy ny Parc Antsaha Soa sy Tsara. *Aire de loisirs pour petits et grands
*Espace verte et boisée
*Salle et Terrasse pour différents événements: mariage, baptême, anniversaire,réunion...
*Sortie en famille ou entre amis
*Classe verte
*Excursion
*Team building
*Repas et snack possible , il est préférable de commander à l'avance

😊🙏🏻
28/08/2026

😊🙏🏻

22/08/2026

Rehefa lasa daholo ny olona, an'zareo irery ny karaoké tato.
Vendredi zoliiiie 😊🙏🏻🎤

Feno fisaorana anareo izahay!! 🙏🏻🙏🏻🙏🏻😊💚
20/08/2026

Feno fisaorana anareo izahay!! 🙏🏻🙏🏻🙏🏻😊💚

Rakopelana ny paisoMavokely ranoray 🌸🌸🌸🌸🌸🌸Bonne semaine 🙏🏻
17/08/2026

Rakopelana ny paiso
Mavokely ranoray 🌸🌸🌸🌸🌸🌸

Bonne semaine 🙏🏻

13/08/2026

Asehoko anareo amin'ity vidéo manaraka ity indray ny tohin'ny toerana ato amin'ny Parc Antsaha Soa sy Tsara IVATO, aty amin'ny tapany ambany, maitso kokoa noho ny any ambony, izay koa no tena hitiavanareo azy , calme be indrindra rehefa andavanandro, hafa mihitsy ilay misy hazo eh!! 😍🌲🌳🌴🌿🍂
Amin'ny ankapobeny aloha fa amin'ny manaraka indray asehoko bebe kokoa anareo😊 Misaotra oh!! 🙏🏻

09/08/2026

🙏🏻🙏🏻🙏🏻

05/08/2026
🌬️Izao aloha no misy ato aminay raha toa ka mbola tsy lasa na tsy ho any andranomasina ianareo amin'izao vacances izao 😁...
02/08/2026

🌬️Izao aloha no misy ato aminay raha toa ka mbola tsy lasa na tsy ho any andranomasina ianareo amin'izao vacances izao 😁😉

📌Misokatra Talata ka hatramin'ny Alahady
Manomboka amin'ny 8ora30 maraina ka hatramin'ny 5ora30 hariva.

Bon dimanche 😊🙏🏻

🎡🎠🏀🏊🏻‍♀️🛝🎤🥳🌲🌳🌴🌿🍂




29/07/2026

Eto amin'ity karaoké ity izany ahitantsika karazana feo ,misy tena milay rangah !! henoy angeh ny feon'ity Mme ity eh, matanjaka be, tsara feo izy eh!? 🤩 😍
Mankasitraka eh!!🙏🏻

👋🏻Efa miamanakaiky ilay fotoanantsika amin'ny Sabotsy 1er Août izao anh !! 😍😁📌Objectif : PERTE DE POIDS -VENTRE PLAT mia...
29/07/2026

👋🏻Efa miamanakaiky ilay fotoanantsika amin'ny Sabotsy 1er Août izao anh !! 😍😁

📌Objectif : PERTE DE POIDS -VENTRE PLAT miaraka amin'ny Slim&Fit .
👉🏻Ho antsika maman, ho an'ireo rehetra izay te hikarakara vatana sy te ahafantatra ireo tokony hatao hitazomana ny bika, ireo fahazarana tsara ananana...Tongava fa miandry anareo izahay amin'io andro io 😉🙏🏻

👉🏻Afaka sady miala voly koa aty amin'ny Parc Antsaha Soa sy Tsara IVATO no manatrika io fotoana io, mba mivoka kely eh!! Ento ny vady aman-janaka, ny namana sy ny la famille 😊
🎡🎠🏀🎤🏊🏻‍♀️🛝🥳
📍Rendez vous à ne pas manquer !! 👌🏻

📌Inscription : 0341529613

Address

Bout De Piste IVATO
Antananarivo
105

Opening Hours

Tuesday 08:30 - 17:30
Wednesday 08:30 - 17:30
Thursday 08:30 - 17:30
Friday 08:30 - 17:30
Saturday 08:30 - 17:30
Sunday 08:30 - 17:30

Telephone

+261343903348

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Parc Antsaha Soa sy Tsara IVATO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Parc Antsaha Soa sy Tsara IVATO:

Shortcuts

Share