Manchester City FC-Madagascar

Manchester City FC-Madagascar Manchester City FC fan's Mada

24/05/2026

Tena latsaka lesy ny ranomasoko nijery ny fialan'i Silva ๐Ÿ‡ต๐Ÿ‡น teo ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ฅ
Miampy ilay fihetsiky ny mpilalaon'ny City sy Aston Villa ๐Ÿ’™
Misaotra lesy Silva a๐Ÿ’™

Cityzens mandrakizay ๐Ÿ’™

FANAMBARANA | Ny valan-dresaka farany indrindra nataonโ€™i Pep Guardiola talohanโ€™ny lalao hifandonana aminโ€™i Aston Villa:โ€œ...
22/05/2026

FANAMBARANA | Ny valan-dresaka farany indrindra nataonโ€™i Pep Guardiola talohanโ€™ny lalao hifandonana aminโ€™i Aston Villa:

โ€œTena afa-po aho, sambatra ary mirehareha! Ity no traikefa lehibe indrindra teo aminโ€™ny fiainako. Tsy ho afaka hisaotra ampy mihitsy aho noho ny habetsahanโ€™ny fitiavana sy fanohanana azoko nandritra ireo taona rehetra ireo!

Be dia be ny 10 taona ary heveriko fa mila mpanazatra vaovao i Manchester City, mila hery vaovao miaraka aminโ€™ireo mpilalao mahatalanjona ananantsika, ary hanomboka toko vaovao.

Te hanao veloma mendrika aminโ€™ny rehetra aho aminโ€™ny Alahady; te hamihina sy hanoroka azy ireo eny an-kianja aho. Izany no antony nanambarantsika izany izao.

(Momba izay kasainy hatao manaraka aminโ€™ny asany) Hiala sasatra! Tsy manana drafitra hampiofana ekipa aho aminโ€™izao fotoana izao. Raha tsy izany dia mbola ho nijanona teto aho! Mila maka fotoana kely hiverenana aho.

Efa nilaza aho fa tiako ny mbola ho anisanโ€™ity klioba ity, fa tsy aminโ€™ny maha mpanazatra. Tsy mbola handray fanapahan-kevitra momba izany aho. Te ho anisanโ€™ny klioba fotsiny aho. Raha mila ahy hisolo tena ny klioba izy ireo na hanao zavatra any aminโ€™ireo klioba maro ao aminโ€™ny CFG, dia ho eo aho!

Nilaza taminโ€™ireo mpilalao aho androany maraina fa handeha aho, tena loza ilay kabary nataoko satria tena natahotra aho, mihoatra noho ny hatraminโ€™izay!
Miala ao aminโ€™i Manchester City aho miaraka aminโ€™ny fiadanana lehibe ao am-poko, miaraka aminโ€™ny fahatsapana fa efa nomeko ny zava-drehetra ity klioba ity, napetrako taminโ€™ny toerana tsara kokoa izy, ary nankasitrahanโ€™ny olona ny zavatra nataontsika nandritra ireo 10 taona ireo.

๐Ž๐…๐ˆ๐’๐ˆ๐€๐‹๐˜ ๐Ÿšจ:Nanamafy i Pep Guardiola fa handao ny Manchester City izy aminโ€™ity fahavaratra ity! ๐Ÿ’”๐ŸฅบIreo amboara ๐Ÿ† azony na...
22/05/2026

๐Ž๐…๐ˆ๐’๐ˆ๐€๐‹๐˜ ๐Ÿšจ:
Nanamafy i Pep Guardiola fa handao ny Manchester City izy aminโ€™ity fahavaratra ity! ๐Ÿ’”๐Ÿฅบ
Ireo amboara ๐Ÿ† azony nanombaka 2016 hatramin'ny 2026 tao amin'ny City๐Ÿ”ตโšช
๐Ÿ† Champions League x1
๐Ÿ†๐Ÿ†๐Ÿ†๐Ÿ†๐Ÿ†๐Ÿ† Premier League x6
๐Ÿ†๐Ÿ†๐Ÿ†๐Ÿ†๐Ÿ† League Cup x5
๐Ÿ†๐Ÿ†๐Ÿ† FA Cup x3
๐Ÿ†๐Ÿ†๐Ÿ† Community Shield x3
๐Ÿ† UEFA Super Cup x1
๐Ÿ† FIFA Club World Cup x1

Tantara tsy ho adino hoan'ny mpankafia Manchester City ๐Ÿ’™๐Ÿny fitondran'i Pep Guardiola nandritra izay folo taona izay.
Nanova ny tantaran'ilay ekipa kely ho lasa isan'ireo sangany ao Angletera sy Eropa.

Tsara tso-drano Pep Guardiola ๐Ÿ’™

Cityzens mandrakizay ๐Ÿ’™

Tapitra ny lalaoNiaraka ady sahala ny roa tonta ๐ŸคBournemouth 1-1 Manchester CityAraka izany, azon'ny Arsenal ny Premier ...
19/05/2026

Tapitra ny lalao
Niaraka ady sahala ny roa tonta ๐Ÿค
Bournemouth 1-1 Manchester City
Araka izany, azon'ny Arsenal ny Premier League 2025-2026
Miarahaba ireo mpankafia Gunners isika ๐Ÿค
Cityzens mandrakizay ๐Ÿ’™

Sary iray milaza fiangaviana ny MBA hijanonan'i Pep ๐ŸฅบNy mpanohana ihany koa miantso sy mihira hoe '' ONE MORE YEAR'' ๐Ÿฅบ
19/05/2026

Sary iray milaza fiangaviana ny MBA hijanonan'i Pep ๐Ÿฅบ
Ny mpanohana ihany koa miantso sy mihira hoe '' ONE MORE YEAR'' ๐Ÿฅบ

Alefa City, ireo XI hijoro voalohany hoan'ny Manchester City, hifanandrina amin'ny Bournemouth.Cityzens mandrakizay ๐Ÿ’™
19/05/2026

Alefa City, ireo XI hijoro voalohany hoan'ny Manchester City, hifanandrina amin'ny Bournemouth.
Cityzens mandrakizay ๐Ÿ’™

Niaraka nahazo amboara ๐Ÿ† 20 niaraka tamin'ny Manchester City ๐Ÿ”ตโšช i Bernardo Silva, John Stones amin'ny maha mpilalao azy ...
17/05/2026

Niaraka nahazo amboara ๐Ÿ† 20 niaraka tamin'ny Manchester City ๐Ÿ”ตโšช i Bernardo Silva, John Stones amin'ny maha mpilalao azy ary Pep Guardiola amin'ny maha mpanazatra azy.

Ireto avy izany amboara amboara ๐Ÿ† 20 azo niaraka tamin'ny ๐Œ๐š๐ง๐œ๐ก๐ž๐ฌ๐ญ๐ž๐ซ ๐‚๐ข๐ญ๐ฒ ๐Ÿ’™ ๐๐ซ๐ž๐ฆ๐ข๐ž๐ซ ๐‹๐ž๐š๐ ๐ฎ๐ž (๐Ÿ”):
โ–ซ๏ธ2017/18
โ–ซ๏ธ 2018/19
โ–ซ๏ธ2020/21
โ–ซ๏ธ2021/22
โ–ซ๏ธ2022/23
โ–ซ๏ธ2023/24
๐Ÿ† ๐„๐…๐‹ (๐‚๐š๐ซ๐š๐›๐š๐จ) ๐‚๐ฎ๐ฉ (๐Ÿ“):
๐Ÿ”น2017/18
๐Ÿ”น 2018/19
๐Ÿ”น2019/20
๐Ÿ”น2020/21
๐Ÿ”น2025/26
๐Ÿ† ๐„๐ฆ๐ข๐ซ๐š๐ญ๐ž๐ฌ ๐…๐€ ๐‚๐ฎ๐ฉ (3):
โ–ช๏ธ2018/19
โ–ช๏ธ2022/23
โ–ช๏ธ2025/26
๐Ÿ† ๐…๐€ ๐‚๐จ๐ฆ๐ฆ๐ฎ๐ง๐ข๐ญ๐ฒ ๐’๐ก๐ข๐ž๐ฅ๐ (๐Ÿ‘):
โ–ซ๏ธ2018
โ–ซ๏ธ2019
โ–ซ๏ธ 2024
๐Ÿ† ๐”๐„๐…๐€ ๐‚๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ๐ง๐ฌ ๐‹๐ž๐š๐ ๐ฎ๐ž (๐Ÿ): ๐Ÿ”น2022/23
๐Ÿ† ๐”๐„๐…๐€ ๐’๐ฎ๐ฉ๐ž๐ซ ๐‚๐ฎ๐ฉ (๐Ÿ):
โ–ช๏ธ2023
๐Ÿ† ๐…๐ˆ๐…๐€ ๐‚๐ฅ๐ฎ๐› ๐–๐จ๐ซ๐ฅ๐ ๐‚๐ฎ๐ฉ (๐Ÿ):
โ–ซ๏ธ2023

Handao ny Manchester City ๐Ÿ”ต โšช moa i Bernardo Silva sy John Stones amin'ny faran'ny taom-pilalaovana ity ๐Ÿฅบ
Lรฉgendes ๐Ÿ’™

Cityzens mandrakizay ๐Ÿ’™

Norombahantsika ihany koa ny FA CUP Emirates 2026Resintsika tamin'ny isa 0-1 ny Chelsea.Amboara roa๐Ÿ† araka izany no efa ...
16/05/2026

Norombahantsika ihany koa ny FA CUP Emirates 2026
Resintsika tamin'ny isa 0-1 ny Chelsea.
Amboara roa๐Ÿ† araka izany no efa azontsika tamin'ity taom-pilalaovana 2025-2026 ity, ary mbola ao anatin'ny azakazaka farany amin'ny Premier League ๐Ÿ† isika.
Miarahaba antsika mpankafia Manchester City araka izany ny amin'ny fanohanana ny ekipantsika ity.
Cityzens mandrakizay ๐Ÿ’™

Tapitra ny lalao, isa telo โœ…DokuโšฝHaaland โšฝMarmoush โšฝ ( Haaland ๐ŸŽฏ)Cityzens mandrakizay ๐Ÿ’™
09/05/2026

Tapitra ny lalao, isa telo โœ…
Dokuโšฝ
Haaland โšฝ
Marmoush โšฝ ( Haaland ๐ŸŽฏ)
Cityzens mandrakizay ๐Ÿ’™

Mi tempsManchester City 0-0 BrentfordManindry isika fa tsy mety mahafaty baolina โšฝManantena ny fizaram-potoana faharoa h...
09/05/2026

Mi temps
Manchester City 0-0 Brentford
Manindry isika fa tsy mety mahafaty baolina โšฝ
Manantena ny fizaram-potoana faharoa ho tsara kokoa.
Alefa City ๐Ÿ”ตโšช

Address

Antananarivo

Telephone

+261325767310

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manchester City FC-Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category