20/10/2022
Miarahaba antsika Ashton fit analamahitsy, ambatobe, antanetibe ilafy, manjaka sy ny manodidina 😘 !
Efa miverina misokatra ny salle antsika an !
Toerana : Antanetibe Ilafy akaikin ny Société LOCAMAT Sobatra (miakatra Analamahitsy carrière)
Horaires : misokatra ny Alatsinainy ka hatramin ny Asabotsy @ 6ora maraina ka hatr@ 7 Ora hariva
Tarifs : séance 4000ariary
Abonnement mensuel : 45.000ariary
Ndao hikotrana indray Ary o 😘💪💪💪💪💪