Kolo-Savika

Kolo-Savika Fampisehoana ireo omby mahery na malaza indrindra ato amin'ny faritra Amoron'i Mania (Imady Ambositra)
(76)

Kongona ankeliky ny omby hono tsa tompon'ny dia fa mpanaraka ihany πŸ™‚πŸ‚πŸ‡²πŸ‡¬
24/08/2026

Kongona ankeliky ny omby hono tsa tompon'ny dia fa mpanaraka ihany πŸ™‚πŸ‚πŸ‡²πŸ‡¬

15/08/2026
12/08/2026

Anaranomby : Ly vasia
Savika omaly 11-08-2026 teo Tananomby
πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‚πŸ€Ny firaisankina no hery πŸ’ͺ

04/08/2026

Anaranomby: Vedette rapide
Savika teo 01-08-2026
,πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‚πŸ€ Firaisankina no hery πŸ’ͺ
Araho hatrany ny pejy Kolo-Savika

01/08/2026

Anaranomby:
Savika anio tao
Anisany nanana ny lazany ihany koa ity omby ity tato amin'ny faritra Amoron'i Mania fa vita ihany izy teto. mankasitraka anareo tovolahy

πŸ‚πŸ‡²πŸ‡¬πŸ€ Firaisankina no hery πŸ™

27/07/2026

πŸ”₯πŸ‚ Magnanandro zalahy ity! πŸ’ͺπŸ˜„
πŸ‚ Anaranomby :
πŸ“Œ Marihina fa tsy mpisavika mihitsy i lezalahy ity, fa rehefa nanontaniana dia nilaza izy fa te hifanandrina amin'ny omby fotsiny. πŸ˜…πŸ€πŸ‚
πŸ™ Soa ihany fa tsy naninona mihitsy izy, ary madio filalao ihany koa ny omby. πŸ’šπŸ‚πŸ‘
πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‚πŸ€ Firaisankina no hery!

Artiste :
Titre: Aleo izy ho any

Tsara vintana ilay zalahy ity Hariva amin'ny 6 ora sy sasany ny vidΓ©o πŸ˜‰πŸ™‚
27/07/2026

Tsara vintana ilay zalahy ity
Hariva amin'ny 6 ora sy sasany ny vidΓ©o πŸ˜‰πŸ™‚

26/07/2026

Ny eo tsy lany ny eo tonga ihany 😁😁
Fintina kely ny savika tao Anketraka 25-07-2026
πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‚πŸ€Firaisankina no hery πŸ’ͺ

22/07/2026

DEMONSTRATION KELY 🐊
Ataovy soa ny pΓ΄zinao fa maro ny manara anao
Savika teo Maromandraoka 10-07-26
πŸ‚πŸ‡²πŸ‡¬πŸ€ Firaisankina no hery πŸ’ͺ

Artiste : Rojovola
Titre: Sopanga

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kolo-Savika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share