Tewi0973

Tewi0973 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tewi0973, Nanisana, Antananarivo.
(6)

đŸ›” Tewi0973 – Passion Scooter & Moto
📾 Photos & vidĂ©os pour inspiration
🌍 RandonnĂ©es & road trips, dĂ©couvertes partagĂ©es
🔧 Conseils mĂ©canique scooter–moto
đŸ€ Ouvert Ă  toute collaboration
đŸ“Č WhatsApp : 033 48 357 37

‎RANDONNÉE POUR FEMMES – 30 AOGOSITRA 2026‎‎Fotoana iray hiarahana, hifankafantarana ary hankafizana ny fitetezana lalan...
29/08/2026

‎RANDONNÉE POUR FEMMES – 30 AOGOSITRA 2026
‎
‎Fotoana iray hiarahana, hifankafantarana ary hankafizana ny fitetezana lalana miaraka amin'ireo vehivavy tia scooter sy moto.
‎
‎👉Point de dĂ©part : Jovenna iavoloha @ 6 ora SASANY maraina
‎

‎Fanamarihana:
‎7.000 Ar ny fidirana ao amin'ilay toerana.
‎Aza mitondra sakafo, satria any an-toerana no hisakafoana. Manomboka amin'ny 9.000 Ar ny vidin'ny plat.
‎
‎Aza adino koa ny mitondra coticota kely, satria ny fiarahana dia tsy maintsy misy resaka sy fahafinaretana foana😅
‎
‎Ho fiarovana antsika rehetra:
‎Tsy maintsy manao casque ny mpandray anjara rehetra
‎
‎Tsara raha manao akanjo sy kiraro mifanaraka amin'ny fitondrana moto.
‎Alohan'ny hiaingana dia jereo tsara ny frein, pneu, jiro, huile ary lasantsy mba tsy hisy olana eny an-dalana.
‎
‎👉Dia aleo mba atao entretien ny moto alohan'ilay date (Kouny an) tsy maintsy moa zany 😉
‎
‎Ento miaraka ny taratasy ilaina amin'ny moto sy ny fahazoan-dalana mitondra, raha ilaina.
‎
‎Andao hiara-hanao ity randonnĂ©e ity ao anatin'ny fifanajana, firaisankina ary fahafinaretana.
‎
‎Fanambarana voalohany fotsiny ihany ito fa ho avy matetika eo ny mombamomba azy ito

Samy mitondra gony daholo fa hitondra ovy sy carotte tsika rehefa mody
Dia hitondra vilany sy lapoaly ary sotro

Contact&info - 033 48 357 37
‎

‎
‎Team TEWI0973 – Scooter life, one passion

29/08/2026

MIFONA

Tsy dia en ligne loatra ,tsy afaka namaly mp sy watsapp teo no eo
Coms👇

Rahampitso mihaona e đŸ”„đŸ™ Vehivavy manana moto ve ianao ? sa scooter ?Tongava fa natokana ho anao itoRahampitso mihaona eh...
29/08/2026

Rahampitso mihaona e đŸ”„đŸ™

Vehivavy manana moto ve ianao ? sa scooter ?

Tongava fa natokana ho anao ito
Rahampitso mihaona eh đŸ”„đŸ˜‰

Scooter life, one passion ❀

coms 👇

Mbola any ve laisany sa efa niova taranja eh?Tsara anie oa ireto zava-bita ireto eh đŸ”„
29/08/2026

Mbola any ve laisany sa efa niova taranja eh?

Tsara anie oa ireto zava-bita ireto eh đŸ”„

29/08/2026

Rahampitso mihaona eh đŸ™đŸ»
Raikitra e
Ambatolampy đŸ”„

29/08/2026

Ilay accident teo nanisana sapin omaly ve?
Zao aho vao manisy resaka
Namako ilay nitondra vjr ,mbola coma any @ hopital izy izao

RandonnĂ©e pour femmes Rahampitso ilay fotoana Destination ambatolampy Raikitra indray ito eh đŸ”„Coms 👇
29/08/2026

Randonnée pour femmes

Rahampitso ilay fotoana
Destination ambatolampy

Raikitra indray ito eh đŸ”„

Coms 👇

Indroa matory sisa dia tonga ity fotoana ity 😅Ambatolampy Scooter life, one passion ❀
28/08/2026

Indroa matory sisa dia tonga ity fotoana ity 😅

Ambatolampy

Scooter life, one passion ❀

27/08/2026

Tsy misitona aho
Fa tena tsy mety lesy zalahy ilay sady miheno hira @ Ă©couteur no MITONDRA moto ah 🙏
Coms👇

HO AN'IZAY ANDEHA @ 30 AOÛT 2026RANDONNÉE POUR FEMMES DESTINATION : AMBATOLAMPY RN7Jovena iavoloha no point de dĂ©part 06...
27/08/2026

HO AN'IZAY ANDEHA @ 30 AOÛT 2026

RANDONNÉE POUR FEMMES
DESTINATION : AMBATOLAMPY RN7

Jovena iavoloha no point de départ
06h30 ilay départ,fa mila tonga alohanio

Tsy mitondra sakafo fa any no mividy ,alefako ao anaty commentaires ny mombamomba an'izay

Ho an'ireo mbola maniry ny anao tee-shirt ,rahampitso @ 10 no farany fandraisana commandes

Karakarao tsara ny moto

Scooter life, one passion ❀

Address

Nanisana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tewi0973 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share