F2CM VISCA BARÇA 💪💙❤️

🔑🔐 🔵🔴 🔐🔑

📋𝗦𝗤𝗨𝗔𝗗 𝗟𝗜𝗦𝗧 to face   💙❤️💪         💙❤️
29/08/2026

📋𝗦𝗤𝗨𝗔𝗗 𝗟𝗜𝗦𝗧 to face 💙❤️💪



💙❤️

OUR COLORS💙❤️Blaugrana💙❤️
28/08/2026

OUR COLORS💙❤️
Blaugrana💙❤️

🚨LALAO MANARAKA⚔️ F2CM 🆚 Fc TL📅30 Août 2026⏰13h40📍ANTANIKATSAKA ItaosyVamoos💙❤️
27/08/2026

🚨LALAO MANARAKA

⚔️ F2CM 🆚 Fc TL
📅30 Août 2026
⏰13h40
📍ANTANIKATSAKA Itaosy

Vamoos💙❤️

🔴Mahafaly fona ny mahita culers namatsika mahazo diplaoma toy izao🤩✅ Elaela tsy tazana tao anaty ekipa niaraka tamin'ny ...
24/08/2026

🔴Mahafaly fona ny mahita culers namatsika mahazo diplaoma toy izao🤩

✅ Elaela tsy tazana tao anaty ekipa niaraka tamin'ny F2CM 🔵🔴 i Lucman Roseluc fa somary sahirana kely 😋 vita soa aman_tsara izy ity dia mino sy manantena fa hahita azy daholo indray na ny mpilalao na ny mpanohana rehetra.

Arahabaina namana,dia tongava amin'ny tanjona ambony indrindra sy izay ho tratrarina , mirarisoa hatrany🙏

Izao ilay hoe: " ny mahasoa aloha vao ny mahafinaritra" 👌

🔵🔴🙏

Mankasitraka 💙❤️
23/08/2026

Mankasitraka 💙❤️

LISTES D’ÉQUIPES  | CONVO ✅ ⚽️🔥
22/08/2026

LISTES D’ÉQUIPES | CONVO ✅
⚽️🔥

Mitombo ny taona dia mitombo ko ny laharam-pahamehina🥂🎊Faly izahay F2CM rehetra miharahaba anao anio amin'izao tsingerin...
22/08/2026

Mitombo ny taona dia mitombo ko ny laharam-pahamehina🥂🎊

Faly izahay F2CM rehetra miharahaba anao anio amin'izao tsingerintaona anao izao ry Mahazo Herintsoa 🙏💙❤️
Mirary vola sy fasalamana🙏
💙❤️

🔥 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻-𝗱𝗮𝗹𝗮𝗼 𝟮𝟯 𝗔𝗼û𝘁 𝟮𝟬𝟮𝟲 | 𝗙𝗧𝗙 ⚽⚔️ F2CM VS  🏟️Antanikatsaka itaosy🕰️14hNy ady tsy miova⚽🛡️Vamoos💙❤️
21/08/2026

🔥 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻-𝗱𝗮𝗹𝗮𝗼 𝟮𝟯 𝗔𝗼û𝘁 𝟮𝟬𝟮𝟲 | 𝗙𝗧𝗙 ⚽

⚔️ F2CM VS
🏟️Antanikatsaka itaosy
🕰️14h

Ny ady tsy miova⚽🛡️
Vamoos💙❤️

🚨TOURNAMENT and FIESTA Antanikatsaka Ny vondrona B no misy ny F2CM 💙❤️
19/08/2026

🚨TOURNAMENT and FIESTA Antanikatsaka

Ny vondrona B no misy ny F2CM 💙❤️

🚨Nanantanteraka « A.G » ny mpilalao sy ny mpitantana eo aniovon’ny F2CM ny alahady teo💙❤️Ny sary nanamarika ny fotoana n...
17/08/2026

🚨Nanantanteraka « A.G » ny mpilalao sy ny mpitantana eo aniovon’ny F2CM ny alahady teo💙❤️
Ny sary nanamarika ny fotoana no indro atolotra am-pitiavana hoanareo🥰

Address

Antananarivo

Telephone

+261322939800

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when F2CM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category