03/08/2026
Ny Compagnie Disaraga nandritra ny fampisehoana dihy tamin’ny lanonana famaranana ny Festival Adabolatsaka, izay notanterahina teo amin’ny Parvis Hôtel de Ville Analakely.
Fotoana iray nanehoana ny hakanton’ny dihy sy ny haren’ny kolontsaina malagasy, niaraka tamin’ny fandraisan’anjaran’ireo mpandihy sy ny hafanam-pon’ny mpijery.
📍 Parvis Hôtel de Ville Analakely
📅 Famaranana ny Festival Adabolatsaka 2026
📷 © Mamyrael Photojournalist