SFA 105 - Section Football Ambohidratrimo

SFA 105 - Section Football Ambohidratrimo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SFA 105 - Section Football Ambohidratrimo, Sport & recreation, Ambohidratrimo 105, Antananarivo.

11/12/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Rakotonjanahary Setra, Angelo Nomenjanahary, Fsahi Openda, ʚʆʚ Layane, Rähyãñ Sãkhä, Rakotonirina Vezoo, Manda ʚʬɞ

Final D2 Lehilahy 2023 :Manasa ny rehetra ary indrindra ny Filohan'ny Klioba rehetra ato amin'ny SFA 105 hanome vononahi...
27/12/2023

Final D2 Lehilahy 2023 :
Manasa ny rehetra ary indrindra ny Filohan'ny Klioba rehetra ato amin'ny SFA 105 hanome vononahitra ity lalao famaranana ity.

Fandaharan-dalao ny 23 sy 24 Desambra 2023
21/12/2023

Fandaharan-dalao ny 23 sy 24 Desambra 2023

Niarahaba sy nirary soa ny Filohan'ny Fédération Malagasy du Football vaovao Atoa RANDRIAMANAMPISOA Alfred ny Ligin'ny b...
29/11/2023

Niarahaba sy nirary soa ny Filohan'ny Fédération Malagasy du Football vaovao Atoa RANDRIAMANAMPISOA Alfred ny Ligin'ny baolina kitra eto Analamanga notarihan'ny Filohany RAKOTOARIMANANA Henintsoa notronin'ireo Filohana Section miisa 5 sy filohana klioba maro. Niarahaba sy nisaotra ny Ligin'Analamanga ny filohan'ny FMF ary nanamafy fa hisy fiaraha-miasa matotra eo amin'ny roa tonta sy ireo Ligim-paritra 22. Rehefa izany dia namariparitra izay ho laharam-pahamehana indrindra ny hiatrehan'i BAREA ny coupe du monde 2026 ny Filohan'ny FMF.

13/08/2023

Fanambarana ofisialy avy amin'ny FEDERATION MALAGASY DE FOOTBALL :ny lisitra tarihin'Atoa RANDRIANAIVOARIVONY Jeannot no...
20/07/2023

Fanambarana ofisialy avy amin'ny FEDERATION MALAGASY DE FOOTBALL :
ny lisitra tarihin'Atoa RANDRIANAIVOARIVONY Jeannot no hitantana ny SFA105 mandritra ny 4 taona.

🏆🏆 CHAMPIONNAT 2023 🏆🏆 :Fandaharan-dalao ny Sabotsy 22 sy Alahady 23 Jolay 2023.Marihina fa ora iray alohan'ny ora voaso...
19/07/2023

🏆🏆 CHAMPIONNAT 2023 🏆🏆 :

Fandaharan-dalao ny Sabotsy 22 sy Alahady 23 Jolay 2023.
Marihina fa ora iray alohan'ny ora voasoratra ny fahantongavana

🏆🏆 CHAMPIONNAT 2023 🏆🏆 :Fandaharan-dalao ny Sabotsy 15 sy Alahady 16 Jolay 2023.Marihina fa ora iray alohan'ny ora voaso...
13/07/2023

🏆🏆 CHAMPIONNAT 2023 🏆🏆 :

Fandaharan-dalao ny Sabotsy 15 sy Alahady 16 Jolay 2023.
Marihina fa ora iray alohan'ny ora voasoratra ny fahantongavana

FIFIDIANANA 2023 - SFA 105 Araka ny navoakan'ny Féderation Malagasy de Football dia any amin'ny FMF avy hatrany no mande...
29/06/2023

FIFIDIANANA 2023 - SFA 105

Araka ny navoakan'ny Féderation Malagasy de Football dia any amin'ny FMF avy hatrany no mandefa mailaka amin'ny [email protected] sy ny [email protected] ho an'ireo manana "Recours". Marihina fa ao amin'ny siteweb an'ny FMF "https://fmf.mg/elections-fmf/" daholo no mivoaka ny vaovao momba ny fifidianana rehetra ary ny COMMISSION ELECTORALE NATIONALE ihany no tomponandraikitra momba ny fifidianana.

FIFIDIANANA 2023 - SFA 105 Araky ny navoakan'ny Féderation Malagasy de Football dia ireto manaraka ireto ny lisitry ny C...
28/06/2023

FIFIDIANANA 2023 - SFA 105

Araky ny navoakan'ny Féderation Malagasy de Football dia ireto manaraka ireto ny lisitry ny Candidats sy ny mpifidy

Address

Ambohidratrimo 105
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SFA 105 - Section Football Ambohidratrimo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share