12/04/2022
Mampahafantatra antsika fa ao anatin'ny fikarakarana ny Coupe de Madagascar 2022 « TELMA COUPE de MADAGASCAR » isika izao.
Misokatra ho an’ny Clubs rehetra tsy ankanavaka manerana ny Nosy ny fifaninanana karakarain’ny FMF sy ny TELMA.
Mandray antsika ny FMF eto Isoraka Antananarivo na [email protected] amin'ireo fanazavana fanampiny rehetra ilaina.