14/08/2026
Misokatra izahay ny sabotsy 15 aout sy ny alahady izao e.👍👍
500ar monja ny jeton iray. Tsy misy vidim pidirana fa mila mividy jeton 5000ar farafakeliny voa miditra, avy eo azo ilalovana ihany ilay jeton.👉👉
Loka maro be no zaraina fa tongava maro e! 😍