Kung Fu Club de Tsimbazaza siège Andavamamba

Kung Fu Club de Tsimbazaza siège Andavamamba Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kung Fu Club de Tsimbazaza siège Andavamamba, Sport & recreation, Andavamamba, Antananarivo.

Relevé KUNG-FU CLUB DE TSIMBAZAZA siège AndavamambaMpirahalahy,mpianadahy,mpirahavavy==> Mifakatia
17/07/2022

Relevé KUNG-FU CLUB DE TSIMBAZAZA siège Andavamamba
Mpirahalahy,mpianadahy,mpirahavavy

==> Mifakatia

NY FITIAVANA Mandefitra  rehetra,Mino zavatra rehetra,manantena zavatra rehetra,Maharitra zavatra rehetraKUNG-FU CLUB DE...
07/07/2022

NY FITIAVANA

Mandefitra rehetra,
Mino zavatra rehetra,
manantena zavatra rehetra,
Maharitra zavatra rehetra

KUNG-FU CLUB DE TSIMBAZAZA

Nampiray,nampitambatra,ny kung fu nampetrak i Grand maître Pierre Mizaël Kung-fu club de tsimbazaza siège Andavamamba
23/06/2022

Nampiray,nampitambatra,ny kung fu nampetrak i Grand maître Pierre Mizaël

Kung-fu club de tsimbazaza siège Andavamamba

Na Dia KELY indrindra aza no niandohany Dia ho lehibe no hiafarany 💗Mandresy mandrakariva
19/06/2022

Na Dia KELY indrindra aza no niandohany Dia ho lehibe no hiafarany 💗

Mandresy mandrakariva

Miarahaba antsika rehetra mpikambana ao amin ny Kung-fu club de tsimbazaza siège Andavamamba fa tanteraka ilay Sortie na...
06/06/2022

Miarahaba antsika rehetra mpikambana ao amin ny Kung-fu club de tsimbazaza siège Andavamamba fa tanteraka ilay Sortie na fivoahana izay ho atao any ambatodradama ny 19 juin 2022 ka anasana antsika rehetra

Ka toy izao fadaminana

-5000ar frais aller retour (mandeha spécial)
-mitodra sakafo atoandro (tsy misy kisoa)
-mitodra akanjo (misy ny kotrana)

Ka hoanizay hadeha Dia aoka hanoratra anarana any @ sisook kevin

Mirary SOA hoantsika rehetra

No comment.
23/05/2022

No comment.

tantara GM IP MANTeraka tamin'ny 6 Novambra 1893 tao Foshan(chine), ny Grand Master Ip Man dia nanomboka nianatra ny hai...
19/05/2022

tantara GM IP MAN

Teraka tamin'ny 6 Novambra 1893 tao Foshan(chine), ny Grand Master Ip Man dia nanomboka nianatra ny haiady Wing Chun izy tamin'ny faha-13 taonany, izay niarahany tamin'i Master Chan Wah Shun, avy eo dia niaraka tamin'ny mpianatr 'i GH CHUNG SOK izay mpiandraikitra ny haiady wing chun.
Nankany Hong Kong izy hianatra tao amin'ny St College's College i Ip Man tamin'ny 16 taona, ary nihaona tamin'i Master Leung Bik, iray amin'ny zanaky ny Grand Master Leung Jan. Hanohy ny fiofanana miaraka aminy izy avy eo, ary niverina tany Foshan izy tamin'ny faha-24 taonany, niaraka amin'ireo ambaratonga ara-teknika avo kokoa noho ny mpiara-dia taminy taloha amin'ny fampiofanana.
Niverina tany Hong Kong i Ip Man avy eo, ary nanokatra ny fianarana voalohany Ving Tsun tao tamin'ny 1950. Izy dia 57 taona tamin'izay. Ny mpianatra voalohany dia, anisan'izany i Leung Sheung sy Lok Yiu.

Nanatevin-daharana ny sekolin'i Ip Man tamin'ny taona 1954 i Wong Shun Leung, nifanatrika taminy tamin'ny ady ary tena nanaitra ny talenta ananan'ny lehilahy tamin'io vanim-potoana io izy.
Tamin'ny 1956, Bruce Lee dia nanomboka nianatra tao amin'ny Ip Man sy Wong Shun Leung tamin'ny 1957, talohan'ny nandehanany nankany Etazonia tamin'ny 1962.

Tamin'ny 1964, Ip Man, 71 taona avy eo, nahita ny mpianatra nanokatra sekoly sy nanohy namorona ny Ving Tsun, dia nanapa-kevitra ny hisintaka tsikelikely amin'ny fampianarana, afa-tsy lesona irery ihany sisa no ahitsiny.

Nodimandry tamin'ny 1972 i Grandmaster Ip Man, tamin'ny faha-79 taonany, rehefa avy nampianatra 22 taona tao Hong Kong dia nampiofana mpianatra mahay talenta ary nanampy tamin'ny fampiroboroboana ny Ving Tsun manerana an'izao tontolo izao.

Ny hery tsy mahaleo ny fanahy
10/05/2022

Ny hery tsy mahaleo ny fanahy

08/04/2022
Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra vaovao ato  du club de tsimbazaza siège AndavamambaMandray ny ankizy/tanora/olod...
01/04/2022

Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra vaovao ato du club de tsimbazaza siège Andavamamba
Mandray ny ankizy/tanora/olodehibe
Ny Ora fikotranana

Sabotsy:15h30-17h30
Alahady:14h-17h

Relève de kfct
30/03/2022

Relève de kfct

Mampiray,mampitambatra, mampifakatia Ny kung fu wisa mandresy mandrakariva
30/03/2022

Mampiray,mampitambatra, mampifakatia

Ny kung fu wisa mandresy mandrakariva

Address

Andavamamba
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kung Fu Club de Tsimbazaza siège Andavamamba posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share