Rantsana Fanantanjahantena FJKM Ambodifiakarana Famonjena

Rantsana Fanantanjahantena FJKM Ambodifiakarana Famonjena Pejy ofisialin'ny Rantsana Fanatanjahantena FJKM Ambodifiakarana Famonjena

Fiadanana eh🎉Misaotra ny Tompo fa efa manomboka miverina ny Rantsana fanantanjahan-tena eto anivon'ny Stk Ambodifiakaran...
08/03/2025

Fiadanana eh🎉

Misaotra ny Tompo fa efa manomboka miverina ny Rantsana fanantanjahan-tena eto anivon'ny Stk Ambodifiakarana Famonjena🤗

Nosantarina t@lalao ara-pirahalahiana baolina kitra niarahana t@Slk Ambodifiakarana Famonjena izany🤝🥰

Ho avy manaraka eo daholo koa ny basketball lehilahy sy vehivavy a🤗
Ndao hitaiza vatana sy hiala voly -tena😻


Misaotra ny Tompo fa vita soa ny lalao famaranana BASKETTeto amin'ny SPAA11( Stk Antananarivo Atsimo)💥Champion basket ma...
31/07/2022

Misaotra ny Tompo fa vita soa ny lalao famaranana
BASKET
Teto amin'ny SPAA11( Stk Antananarivo Atsimo)

💥Champion basket masculin🏆🎆🏆
STK ANKADIMBAHOAKA
💥Vice Champion masculin🥈🎆🥈
STK AMBODIFIAKARANA

💥Championne Basket féminin🏆🎆🏆
STK ANKADIMBAHOAKA
💥Vice championne féminin🥈🎆🥈
STK AMBODIFIAKARANA

NA SAMIHAFA ISIKA DIA TENA IRAY IHANY AO AMIN'NY TOMPO

Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra 🙏

Hanantanteraka ny lalao famaranana ny ekipa basketball lehilahy sy vehivavy amin'ny asabotsy ho Avy izao,Eny amin'ny RTS...
27/07/2022

Hanantanteraka ny lalao famaranana ny ekipa basketball lehilahy sy vehivavy amin'ny asabotsy ho Avy izao,
Eny amin'ny RTS Fiadanana ka
Amin'ny 9 Ora maraina ny vehivavy
Stk Ambodifiakarana - Stk ankadimbahoaka
Amin'ny 11 Ora kosa ny lehilahy
Stk Ambodifiakarana - Stk ankadimbahoaka
Manentana ny fahatongavan tsika hifanotrona,
Tahin'ny Tompo daholo❤️

Tafakatra finale ihany koa ny Ekipa Lehilahy Stk FJKM Ambodifiakarana Famonjena.Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva.S...
23/07/2022

Tafakatra finale ihany koa ny Ekipa Lehilahy Stk FJKM Ambodifiakarana Famonjena.
Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva.
Score :
Stk Ambodifiakarana 62
Stk Ambohimiadana 56

Koa manasa antsika zanak'Ambodifiakarana rehetra indrindra indrindra mba hanatrika ny finale, hanohana ny ekipatsika, ny asabotsy hoavy zao (30 Jolay 2022), @8 ora maraina.
Ny toerana ho lazaina miandalana eto rehefa mahazo confirmation avy .

Ho an'Andriamanitra ny voninahitra !

Isaorana Andriamanitra fa tafakatra finale ny ekipa Basketball Vehivavy Stk FJKM Ambodifiakarana Famonjena rehefa nandre...
23/07/2022

Isaorana Andriamanitra fa tafakatra finale ny ekipa Basketball Vehivavy Stk FJKM Ambodifiakarana Famonjena rehefa nandresy ny Stk Malaza
Score :
Stk Ambodifiakarana 37
Stk Malaza 33

Apetraka Aminy ny tohiny rehetra !
Ho Azy irery hatrany ny voninahitra !

Basketball LehilahyStk FJKM Ambodifiakarana 58Stk FJKM Malaza 47Misaotra Azy mandrakariva !
16/07/2022

Basketball Lehilahy
Stk FJKM Ambodifiakarana 58
Stk FJKM Malaza 47

Misaotra Azy mandrakariva !

Valin'ny lalao natrehana androany Basket-ball VehivavyFJKM Ambodifiakarana Famonjena 18FJKM Ambohimiadana Fanilo 16Misao...
16/07/2022

Valin'ny lalao natrehana androany
Basket-ball Vehivavy
FJKM Ambodifiakarana Famonjena 18
FJKM Ambohimiadana Fanilo 16

Misaotra ny Tompo hatrany
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra !

Valin'ny lalao anio Basketball VehivavyStk FJKM Ambodifiakarana : 46Stk FJKM Ambohitsoa : 18Misaotra ny Tompo mandrakari...
09/07/2022

Valin'ny lalao anio
Basketball Vehivavy
Stk FJKM Ambodifiakarana : 46
Stk FJKM Ambohitsoa : 18

Misaotra ny Tompo mandrakariva😊

Valin'ny lalao androany 11 jona 2022Ny basket ball lehilahyFJKM Ambodifiakarana 49-38 FJKM AlasoraIsaorana ny Tompo izay...
11/06/2022

Valin'ny lalao androany 11 jona 2022
Ny basket ball lehilahy
FJKM Ambodifiakarana 49-38 FJKM Alasora
Isaorana ny Tompo izay vita
Ho an'Andriamanitra ny voninahitra

Misaotra Azy noho ny fahatontosan'ny androany ary misaotra ihany koa ny ekipa football t@ezaka vita rehetra.Ambohiborona...
04/06/2022

Misaotra Azy noho ny fahatontosan'ny androany ary misaotra ihany koa ny ekipa football t@ezaka vita rehetra.

Ambohiborona : 3
Ambodifiakarana : 2

Ho Azy irery ihany ny voninahitra !

"Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa ho anareo." I Tes 5 : 18Misa...
04/06/2022

"Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa ho anareo." I Tes 5 : 18
Misaotra Azy ny rehetra efa vita ary apetraka Aminy mandrakariva ny tohiny rehetra.

*Basketball Vehivavy :
Ankadimbahoaka 22
Ambodifiakarana 14

*Basketball Lehilahy :
Ankadimbahoaka 38
Ambodifiakarana 37

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Telephone

+261349640611

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rantsana Fanantanjahantena FJKM Ambodifiakarana Famonjena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category