FAKIR Itaosy

FAKIR Itaosy Fakir c'est un groupe de jeunes amateurs de sports extremes sans moteur (VTT, DH, FREERIDE, TRIAL, BMX ...)

du quartier d'Itaosy et ses environs
Fakir dia fitambarana tanora maromaro mikifa sy mitia ny "sports extremes" tsy misy motera ety Itaosy !

03/05/2023

Tongava maro zalah a👊

18/12/2022

Alefa Fakir ah ! Mila miverina mikotrana isika zalahy ah !

Any mihaona e !!🔥🤟
24/03/2022

Any mihaona e !!🔥🤟

02/01/2022

Arahabaina zalahy nahatratra soa ny taona 2022 isika ah, hiezaka kely isika amin'ity taona ity hiverina hikotrana sy hamerina ny traikefa izay efa nisy tao amintsika tsirairay avy, izany anefa aoka tsy hatao Ssakana raha toa la efa misy programme himasona'lisany any.

Ho ela velona ny Fakir.

Atsy ho atsy dia hisy programme iray hitondrana dirt ho any angavokely, dirt dahalo no ho entina la araho tsy tapaka ary ny pejy fa ho lazaiko eto ihany izay fotoana izay.

Peace?!!!

🔥🔥🔥
17/12/2021

🔥🔥🔥

Champion de cette première édition ✨
Kinaka MG

04/06/2021

Aleo mba zaraiko ato ito zalahy ah 🤘👌

31/03/2021

Salama daholo eh, ho antsika namana mankafia bike, efa maro izao ireo groupe no manome fotoana hiarahana miaraka aminy koa aza misalasala ny miresaka amin'izy ireo eh.
Ny FAKIR Itaosy dia vonona hanampy hatrany ireo mila hevitra aty aminay.

Tsara ny ride dia tsara ny mahita an'i **o eh

👊🤘🚴🚵‍♀

Team korodo🖤
27/03/2021

Team korodo🖤

25/03/2021

Salàma daholo eeehhh !!!
Nohon’ny zava-misy tsy azo hanoarana t@ valan’aretina dia najanona ilay fiaraha-milalao saika hiaonana…
Mba ho ezaka kely hanorenana izany dia ho asiana fiarahana kely ny Asabotsy 27 Martsa 2021 ho avy izao.
1er Rendez-vous des chasseurs no hanaovan-tsika azy :)
• Pistes enduros anakitelo.
• Reco pistes enduros roa hafa (raha tratra :D )
• Ary ireo pistes efa mahazatra.
Arak’izany dia mila manomana tsara ny bekany satria ho mafimafy ny sedra .
Mila koa mitondra fitaovana fiarovana sy fanamboarana.
Ary tsy adino ny sakafo sy rano.
Eo -point Ambatobe ny fotoana sy sasany!

Salut à tous !!!
Suite à l’annulation de l’évènement censé nous réunir,
On va organiser une sortie ce Samedi 27 Mars 2021,
Ce sera le 1er Rendez-vous des chasseurs comme les anciens le savent… :)
• On va envoyer sur les trois pistes Enduros.
• Reco de deux autres (si on a le temps et la physique… :D )
• Et nos pistes habituelles.
Veuillez bien vérifier vos machines car ils seront fortement sollicités.
Emmenez tous vos protections et outils de réparations.
De quoi se nourrir et s’hydrater…
Rendez-vous au rond-point d’Ambatobe à 08h30 !

Dory dory🔥🔥
13/03/2021

Dory dory🔥🔥

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261337067441

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FAKIR Itaosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FAKIR Itaosy:

Share

Category