Fc Mirindra Ambohitseheno

Directions

Fc Mirindra Ambohitseheno Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fc Mirindra Ambohitseheno, Sports Team, Ambohitseheno Manjakandriana, Antananarivo.

Next Match⚽✊🏻
24/09/2026

Next Match⚽✊🏻

Taorian'ny tournoi mampiray dia nisy ny fanolorana marika natao an'i Vonjy dit Môl tamin'ny faharetana sy ny fahavononay...
23/09/2026

Taorian'ny tournoi mampiray dia nisy ny fanolorana marika natao an'i Vonjy dit Môl tamin'ny faharetana sy ny fahavononay hatramin'izay nisian'ny club..Izy no zokiny indrindra ato amin'ny Club.
Nisy marika t-shirt natao fanomezana natao tao amin'i Fah Collection

Merci lesy Môl aa🙏🏻🙏🏻🙏🏻

Raha te isalotra akanjo FC Mirindra koa ianao de afaka manao commande ao amin'ny mp.👊🏻

Voka-dalao 13 septambra 2026 1/2 Final🙏🏻Tapitra teo amin'ny manasa-dalana ny fifaninanana ho antsika.✊🏻Izay no vita....N...
14/09/2026

Voka-dalao 13 septambra 2026
1/2 Final🙏🏻
Tapitra teo amin'ny manasa-dalana ny fifaninanana ho antsika.✊🏻
Izay no vita....Ny lesoka ho atao lesona🙏🏻
Misaotra an'izay rehetra teo foana🙏🏻❤
FC MIRINDRA MANDRAKIZAY💙🤍

Lalao Manaraka🙏🏻⚔Demi-final🔥🆚 Heritam Antsapandrano🗓13 septambra 2026🕐12h00🏟 AntandrokombyTongava manohana🙏🏻🥳"Tsy natao ...
09/09/2026

Lalao Manaraka🙏🏻
⚔Demi-final🔥
🆚 Heritam Antsapandrano
🗓13 septambra 2026
🕐12h00
🏟 Antandrokomby

Tongava manohana🙏🏻🥳

"Tsy natao ho an'izay mafy ny fandresena fa natao ho an'izay miharitra.💪🏻✊🏻"

1/4 de Final💙🤍💛
31/08/2026

1/4 de Final💙🤍💛

Ity indray ary ny vokatra.👍🏻1/4 de final.🤝🏻Fandresena ho an'ny ekipatsika🤍💙Misaotra ny mpanohana🙏🏻🙏🏻"Tsy natao ho an'iza...
31/08/2026

Ity indray ary ny vokatra.👍🏻
1/4 de final.🤝🏻
Fandresena ho an'ny ekipatsika🤍💙

Misaotra ny mpanohana🙏🏻🙏🏻

"Tsy natao ho an'izay mafy ny fandresena fa natao ho an'izay miharitra.💪🏻"

⏳QUART DE FINAL🗓Alahady 30 Aogositra 2026🕞 15h00🏟Kianja AntandrokombyFc MIRINDRA 🆚  Fc IARO tsifenokovaTongava manohana,...
25/08/2026

⏳QUART DE FINAL
🗓Alahady 30 Aogositra 2026
🕞 15h00
🏟Kianja Antandrokomby
Fc MIRINDRA 🆚 Fc IARO tsifenokova

Tongava manohana,mila anao izahay 🤝🏻🙏🏻

"Tsy natao ho an'izay mafy ny fandresena fa natao ho an'izay miharitra ".⚽💙🤍

Voka-dalao omaly 9 aout 2026.Ady sahala 1 noho 1 baolina tafiditr'i Sasah🙏🏻Ary azontsika ny tapakila ho amin'ny ampahefa...
10/08/2026

Voka-dalao omaly 9 aout 2026.
Ady sahala 1 noho 1 baolina tafiditr'i Sasah🙏🏻
Ary azontsika ny tapakila ho amin'ny ampahefadalana.🙏🏻🙏🏻
1 victoire 2 nul 🔥
5 points 🙏🏻
Misaotra foana an'ireo mpanohana🙏🏻🙏🏻

FC MIRINDRA💙🤍
07/08/2026

FC MIRINDRA💙🤍

Come one💙🤍✊🏻
05/08/2026

Come one💙🤍✊🏻

Address

Ambohitseheno Manjakandriana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fc Mirindra Ambohitseheno posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category