Club House sport

Club House sport Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Club House sport, Sport & recreation, Tsimbazaza, Antananarivo.

🤝Midera antsika rehetra mazoto mitaiza vatana sy ireo izay maniry izany izahay ☑️🔋Fahasalamana,tanjaka ary bika ireo alo...
23/08/2026

🤝Midera antsika rehetra mazoto mitaiza vatana sy ireo izay maniry izany izahay
☑️🔋Fahasalamana,tanjaka ary bika ireo aloha no tanjona manaraka ny ambiny
🥁Courage daholo tohizo ny ezaka

11/08/2026

🔥Raha mangatsiaka any aty misy hafanana na vao hanomboka na efa mpikotrana
⚡️Misokatra hoana ny Club House Sport Tsimbazaza

🚨Hoan’ny mpaka-tsirony @ ilay kotrana🫰Fisokafan’ny salle:                                -lundi - Samedi 6h30 à 19h30   ...
25/07/2026

🚨Hoan’ny mpaka-tsirony @ ilay kotrana
🫰Fisokafan’ny salle:
-lundi - Samedi 6h30 à 19h30
-Dimanche 7h à 13h
👉Nos tarifs musculation :
Séance 5.000ar
Abonnement 40.000ar
Abonnement Duo 65.000ar
👉Cardio 60.000ar/mois
6.000ar/séance
🏋️Séance payante ny « jour fériée sy ny dimanche »

17/07/2026

🚨Tongava tongava🔥

🚀Ny fanombohana no zavadehibe.💪Manaraka ho azy ny tohiny.Mode upgrade activé ✨
09/07/2026

🚀Ny fanombohana no zavadehibe.
💪Manaraka ho azy ny tohiny.

Mode upgrade activé ✨

Ny ezaka rehetra dia mendripiderana 👏👏 Ankoatry ny marimpakasitrahana dia ny motivation, ny fikirizana sy ny tsiky avy a...
02/07/2026

Ny ezaka rehetra dia mendripiderana 👏👏

Ankoatry ny marimpakasitrahana dia ny motivation, ny fikirizana sy ny tsiky avy aminareo no mandrisika ny mpikambana.

Sabrina RM
Emiraldo Ramanoarijaona
Kevin Raphael

🎁 Serviette loka tamin ny challenge
🛍️ Amidy amin ny loko isan karazany ihany koa ( sur commande)

Mode upgrade activé ✨

Hetsika karakarain ny Kala Bota AgencyMEGA ZUMBA 2e édition & RODOBE 3e édition  🏃‍♀️💃🏼🥰💪Manasa antsika handray anjaraBi...
01/07/2026

Hetsika karakarain ny Kala Bota Agency

MEGA ZUMBA 2e édition & RODOBE 3e édition
🏃‍♀️💃🏼🥰💪

Manasa antsika handray anjara

Billet simple 7 000 Ar
VIP 15 000 Ar

Afk vidiana ao am super music Analakely na mp amin Kala Bota Agency

Mode upgrade activé ✨

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🎉🇲🇬🇲🇬🇲🇬
26/06/2026

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🎉
🇲🇬🇲🇬🇲🇬

ErratumFermeture pour le 26/06 Reprise des activités pour le 27/06 aux heures habituellesMerci de votre compréhension!Mo...
25/06/2026

Erratum
Fermeture pour le 26/06
Reprise des activités pour le 27/06 aux heures habituelles

Merci de votre compréhension!

Mode upgrade activé ✨

💪Vita ny challenge antsika fa mitohy ny herinandro

🔥Ny ezaka ihany koa tazomina

⌚️Mivoha isika rapitso 26/06 tapany maraina hatram 12 ora a

Mode upgrade activé ✨

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Telephone

+261345845808

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Club House sport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share