14/05/2026
🌊 COLLAGEN – High Strength Marine | avy amin'ny NUTRABYTE 🌿*
Marine foana ny collagène amidiko eto MBA hipetraka foana Ilay prévention amin'ny resaka maladies métaboliques
Collagène marin hydrolysé (Type I) (mora levonina tsara arak'ilay fanazavako tamle pub tany aloha tany( Sady tsara ny biodisponibilité) hatrany amin'ny 2400 mg isaky ny dose, miaraka amin'ireo singa hafa ilaina bé am resaka mobilité, beauté sns...
💊 N'y avantage n'ity collagène ity Dia misy :*
✔ Acide hyaluronique – bonne hydratation ho an’ny hoditra
✔ Biotine + Silice – Manamafy volo sy hoho
✔ Vitaminy C, D3, B6, B12 – Manamafy hery fiarovana
✔ thé vert & voan’ny voaloboka – Antioxydant voajanahary(miaro amin'ny destruction tissulaire sy ny inflammation isan-karazany
*🌱 Tombontsoa ho an’ny fahasalamana :*
✅ Manatsara sy mampalama hoditra sy mampihena ketrona
✅ Manaitra ny fitomboan’ny volo, manamafy hoho
✅ Miaro ny taolana sy ny articulations (surtout ny arthrose )Ary tena ilaina bé io ho antsika mpikotrana amin'ny resaka glissement articulaires rehefa mibata mavesatra
✅ Manome hery (boost anticorps) ,hoantsika marary lava sy reradava
✅ Manamafy ny nofo sy ny tendon
🔒 Azo antoka ,ara-dalana tsara ny sécurité alimentaire Ary vita test
Mifanaraka amin’ny fenitra iraisam-pirenena.
Mp avy hatrany ary
na 0344635501
Doc Lahatra