08/12/2023
💥💥Ho ho ho💥💥
Efa manomboka sahady ny fety ato amin'ny stadium ATF Ambavahaditokana Itaosy an satria dia misy prix promotion bomba be indray mandritra ity volana desambra ity🤔😉
Nos tarifs :
25 000 ar (lundi jusqu'à vendredi)
30 000 ar (samedi et dimanche)
🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄
Tadidio fa mandritry ny volana desambra 2023 ihany io tolotra io no manan-kery an🙈😊
Miverina ho 30 000 ar io saram-pilalaovana io amin'ny volana janoary 2024
Koa araraoty ary e !!!!! ✨✨✨✨✨
Contact: 0 32 41 578 32 / 0 34 56 558 92 (Mme Anja Gérante)
0 34 09 713 76 (Mr Toussaint)