๐—–๐—ผ๐—ฎ๐—ฐ๐—ต ๐—๐˜‚๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฑ

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐—–๐—ผ๐—ฎ๐—ฐ๐—ต ๐—๐˜‚๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฑ

๐—–๐—ผ๐—ฎ๐—ฐ๐—ต ๐—๐˜‚๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฑ " ๐—ง๐—œ๐—” ๐—”๐—›๐—ฌ ๐—ž๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—ฌ "

โค๏ธMUM 2.0๐Ÿฅฐ            ๐Ÿ’ฅAtaovy manakaiky ny fonao foana ireo olona izay hitanao fa mandray anao ho toy ny zanaka naterany...
10/07/2026

โค๏ธMUM 2.0๐Ÿฅฐ
๐Ÿ’ฅAtaovy manakaiky ny fonao foana ireo olona izay hitanao fa mandray anao ho toy ny zanaka naterany.
โ™ฆ๏ธTsy hananampiry ny Ireo olona tsara eo amin'ny fiaianana mahaiza manararaotra dieny mbola manampotoana hifankatiavana โค๏ธ๐Ÿ’ฅ

๐ŸฅฐNy hery tsy mahaleo ny Fanahy, aza adino ny mitodika amin'ilay Nahary anao na dia iray segondra isan'andro aza dia efa ...
10/07/2026

๐ŸฅฐNy hery tsy mahaleo ny Fanahy, aza adino ny mitodika amin'ilay Nahary anao na dia iray segondra isan'andro aza dia efa zava-dehibe ๐Ÿ™

Mirary soa ๐Ÿ™

๐—–๐—ผ๐—ฎ๐—ฐ๐—ต ๐—๐˜‚๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฑ

๐Ÿ’ฅNY FIHEVERAKO izany Maitre FRAM izany tamin'ny fahakeliko, satria mpiangaly arts martiaux rahateo ny tenako ๐Ÿคฃ
08/07/2026

๐Ÿ’ฅNY FIHEVERAKO izany Maitre FRAM izany tamin'ny fahakeliko, satria mpiangaly arts martiaux rahateo ny tenako ๐Ÿคฃ

โœจZoky be fitiavana, andeha hamerina ny Ex-ny izy dia hanao vono lolo amin'ity moto vaovao izay vao azony ity๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ Ankafizo...
04/07/2026

โœจZoky be fitiavana, andeha hamerina ny Ex-ny izy dia hanao vono lolo amin'ity moto vaovao izay vao azony ity๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ

Ankafizo izay hananao fa ny an'ny hafa tsy ho azonao ๐Ÿ™

๐—–๐—ผ๐—ฎ๐—ฐ๐—ต ๐—๐˜‚๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฑ

๐Ÿ”ด๐Ÿ†MONDIAL 2026 : Tsy eken'i   ny  ๐Ÿ†๐Ÿ”ดโšฝ ๐—ก๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ   ๐—ป๐˜† ๐—™๐—œ๐—™๐—” ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ   ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜†  #๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ผ๐—ป๐˜† amin'ny   ny   eran...
14/06/2026

๐Ÿ”ด๐Ÿ†MONDIAL 2026 : Tsy eken'i ny ๐Ÿ†๐Ÿ”ด

โšฝ ๐—ก๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ ๐—ป๐˜† ๐—™๐—œ๐—™๐—” ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† #๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ผ๐—ป๐˜† amin'ny ny eran-tany alohan'ny lalao fanokafana hataony amin'i .

๐Ÿ”นNangatahin'ny hovaina ihany koa ny loko ranombolamena ampiasaina amin'ny anarana sy ny laharan'ireo mpilalao.

๐Ÿ”นIreo kintana 7 ireo dia maneho ny fandresen'i im-pito tamin'ny Amboaran'i Afrika ( ).

๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ง๐—ข๐—ž๐—ฌ ๐—ง๐—˜๐—ก๐—” ๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐—ฆ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—œ๐—” :        ๐Ÿ‘‰ Mbola tsy fantatrao ny Kilemanao, tsy fantatrao koa ireo Teboka matanjaka misy e...
12/06/2026

๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ง๐—ข๐—ž๐—ฌ ๐—ง๐—˜๐—ก๐—” ๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐—ฆ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—œ๐—” :

๐Ÿ‘‰ Mbola tsy fantatrao ny Kilemanao, tsy fantatrao koa ireo Teboka matanjaka misy eo aminao.

Aza adino fa na dia tsy miteny aminao aza ny olona sasany dia misy maniry sy talanjona amin'ny toerana misy anao.

๐Ÿ’ฅ๐—ฅ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐˜๐—ฒ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ธ๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ, ๐—บ๐—ถ๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐˜† ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐˜‡๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.
๐Ÿ’ฅ๐— ๐—ถ๐—น๐—ฎ ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜๐—ฒ๐—ฏ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—น๐—ฒ๐—บ๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.
๐Ÿ’ฅ๐—”๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฃ๐—ผ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€ ๐—™๐—ผ๐—ฟ๐˜๐˜€ ๐Ÿ™

๐—–๐—ผ๐—ฎ๐—ฐ๐—ต ๐—๐˜‚๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฑ

Mba nifanena kely tamin'ity Mpanao Gazety mahita ny tsy hitan'ny Mpanao Gazety sasany eto Fรฉnรฉrive-Est ity aho.  .      ...
09/06/2026

Mba nifanena kely tamin'ity Mpanao Gazety mahita ny tsy hitan'ny Mpanao Gazety sasany eto Fรฉnรฉrive-Est ity aho. .

"Miezaka aho hoy izy mamoaka ireo vaovao tena misy marina, ary manahirana ihany mamoaka azy ireny fa satria maro no manakiana, nefa ny vahoakan'ny FENERIVE-EST indrindra indrindra hoy izy dia tokony mahalala zava-misy marina." Sarotra hoy izy ny asa fanaovan-gazety.

Mirary soa Zoky TiJa ๐Ÿ™

๐Ÿฅฐ โค๏ธIty no anabaviko ilay miavaka indrindra, ZOKY izy no sady RENY satria Vavimatoa rahateo izy.        โค๏ธAto anatin'ny ...
05/06/2026

๐Ÿฅฐ โค๏ธIty no anabaviko ilay miavaka indrindra, ZOKY izy no sady RENY satria Vavimatoa rahateo izy.

โค๏ธAto anatin'ny Fianakavianay, tena manana toerana tsy haiko tenenina fa tena hoe antom-pirindran'ny fiarahamonina ato aminay izy.
Satria mahay mihaino ny rehetra izy.
๐Ÿ‘‰Tsy mahagaga ahy raha mahay mitondra izy eny amin'ny toeram-piasany na dia vehivavy aza izy, na koa eny amin'ny fiarahamonina misy azy ๐Ÿฅฐ

๐Ÿ’ฅAndroany ny andronao koa dia mirary ny soa sy ny tsara ho anao Bavy, ho salama vatana tsy harary ๐Ÿ™ Ilay zandrinao faralahy dia tsy hanadino anao izany na dia iray segondra monja aza. Bisous ๐Ÿ˜˜ Je t'aime โค๏ธ

Address

๐—ฆ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ
Antananarivo
509

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐—–๐—ผ๐—ฎ๐—ฐ๐—ต ๐—๐˜‚๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฑ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share