Lapasoa

Lapasoa Location privée pour des événements en plein air. Piste en hauteur et espace vert 250m² capacité jusqu'à 200personnes. Piscine, ping-pong, basket.

Scène en hauteur pour orchestre et artistes. Services traiteur, décoration, animation disponibles.

25/12/2025
🔺 Ho antsika mpankafy billard, misokatra ny fisoratana anarana ❗❗❗ raha te hifaninana amin'ireo Old school 😉😉 Tongava ma...
18/11/2022

🔺 Ho antsika mpankafy billard, misokatra ny fisoratana anarana ❗❗❗ raha te hifaninana amin'ireo Old school 😉😉 Tongava manohana ny namana na hiala voly sy hilalao e ♨️✨💦

Misaotra sy mankasitraka an'i   fa afapo tokoa ny namana sy ny fianakaviana tamin'ny fahaiza-manao amin'ny fanaingoana n...
08/05/2022

Misaotra sy mankasitraka an'i fa afapo tokoa ny namana sy ny fianakaviana tamin'ny fahaiza-manao amin'ny fanaingoana ny lanonana teto amin'ny Lapasoa. Mirary soa bé dia an'i Ratsimananda 💞🎂💞

Mini fotsiny ihany... Mini hatrany hatrany... Mini mamy dia mamy... Faly manana anao 💞❤️🥰
12/03/2022

Mini fotsiny ihany... Mini hatrany hatrany... Mini mamy dia mamy... Faly manana anao 💞❤️🥰

Na dia eo aza ny ahiahy maro lalovantsika ankehitriny, aretina isankarazany, toetrandro miovaova, dia tsy nahasakana ant...
26/02/2022

Na dia eo aza ny ahiahy maro lalovantsika ankehitriny, aretina isankarazany, toetrandro miovaova, dia tsy nahasakana antsika tsy hifaly sy hankafy fiainana izany. Misaotra ny Nahary, misaotra anareo mizara hafaliana. Ataontsika mamy hatrany ny fandalovana ety. 💞🎶🎼✨🏊‍♂️💞

HarivarivaPing pong
16/01/2022

Harivariva
Ping pong

Address

Lot 161 A Ter Ikianja Ambohimangakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 10:00 - 17:00
Tuesday 10:00 - 17:00
Wednesday 10:00 - 17:00
Thursday 10:00 - 17:00
Friday 10:00 - 17:00

Telephone

+261347920877

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lapasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lapasoa:

Share