SMK Foibe FPVM

SMK Foibe FPVM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SMK Foibe FPVM, Ampandrana, Antananarivo.

Ho an'ny manomana BAC, efa nanomboka ny vidéo ho fanampiana ireo sahirana . ho avy daolo ireo mpampianatra hizara, ary t...
10/06/2024

Ho an'ny manomana BAC, efa nanomboka ny vidéo ho fanampiana ireo sahirana . ho avy daolo ireo mpampianatra hizara, ary tsy mathématiques ihany. Tsy ho ela ihany koa ny cours prépa examen officiel fanao isan'taona. Fanamarihana momban'ilay anarana hoe FARADOBOKA, iarahantsika nahita ny zava-nisy t@bac session farany fa nisy fuite de sujet, rehefa nanontaniana ireo mpianatra hoe taiza no nahazoanareo sopapa? tany hoy ireo. Ho anay manokana : FADY IZANY MANOLOTRA CADEAU EMPOISONNE IZANY, izahay tsy mivarotra sujet izany, tsy mahita an'izany izahay, ny anay kosa traikefa sy raisonnement no zaraina. MASINA NY FANABEAZANA SATRIA IANAREO NO AVENIR-NY FILAZANTSARA, Ny zanak'Andriamanitra no mahay indrindra eto ambonin'ny tany.

Très Bientôt, conférence sur l'intelligence artificielle
08/06/2024

Très Bientôt, conférence sur l'intelligence artificielle

Nareo sisa no andrasanaZahay kosa efa vonona✊🎉💓
17/11/2023

Nareo sisa no andrasana
Zahay kosa efa vonona✊🎉💓

13/11/2023
Ndao ary eee✊🤗
10/11/2023

Ndao ary eee✊🤗

Tsy maintsy misandratra Jesosy ✊

Manome fotoana antsika rahampitso sabotsy 11 novambra 2023 amin’ny 07 ora maraina ao anatin’ny fandaharana KARAKORY ANTSIKA JIABY TVM 🤗

Hisy lalao ahazoana tapakila ao ho an’izay manaraka mivantana 🥳 lazao anaty commentaires hoe billets firy no tianareo ho zaraina ao !



Manasa anao ndray ary eeee🤗
09/11/2023

Manasa anao ndray ary eeee🤗

Manasa antsika hiaraka hideraHanandratra an'i JesosyNy sabotsy 18 novembre 2023Ao amin'ny Palais de sports MahamasinaTsy...
08/11/2023

Manasa antsika hiaraka hidera
Hanandratra an'i Jesosy
Ny sabotsy 18 novembre 2023
Ao amin'ny Palais de sports Mahamasina
Tsy maintsy misandratra Jesosy✊🎉

07/11/2023

Address

Ampandrana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SMK Foibe FPVM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share