11/02/2026
Miray fo tanteraka amin COACH Angelo izahay ato amin LMA DANCE CREW 😊💗......
Courage foana dia , mitomboa fahasoavana sy hatsarana Amin zavatra atao rehetra , dia courage bé daholo hoan Zay vahoakan TAMATAVE rehetra 🔥.......
....
Merci bien tamn Fandalovana tato aminay Zouky fa tena mahafinaritra bé Enao ...........MANOLOANA IREO RESA BE izay hita Etsy sy Eroa , Etoana dia Hamaly Kely izahay hoe : TSY SOURCE avy aty aminay Mihitsy Ilay PUBLICATION ,fa Olona mañana ACCÈS an PAGENAY ihany , no nandefa Ilay Publication , ....😊
TSY MIANTSY ADY amn Iza na amn iza izahay fa ho avelanay hoan ireo Mañana Talenta n'y Amin zany izany resaka izany 😊✔️....I..
MISAOTRA TOMPOKO n'y amn COMPRÉHENSION rehetra ho atolotrareo dia anisan ARME anakiray tsara indrindra n'y : RESPECT : samy mañana n'y azy dia samy mampandroso n'y azy , Ary tsy oetinay itadiavana 16K akory fa hoentina hitaizana ....🔥
SAMIA MAHERY dia MAHOMBIAZA TOMPOKO 🙏