MikirìForme

MikirìForme Coach fitness et conseiller en nutrition

  masse musculaire abdominal ny anjara asan'ny exercice abdods tompoko fatsy manala tavy amin'ny kibo, tsy ny kibo irery...
28/01/2023

masse musculaire abdominal ny anjara asan'ny exercice abdods tompoko fatsy manala tavy amin'ny kibo, tsy ny kibo irery fa ny amin'ny vatana rehetra, raha mbola mihinana ny finan'ny olona rehetra ianao dia aza ny hiavaka noho ny afa sy ny olona rehetra! Mirary Sabotsy feno fahombiaza tompoko 💪🏋 MikirìForme e

  fona ny kotra na avy aza ny Orana.  Tsy ho sakana 💪 Dia mbola mitohy atrany ny inscription hoany zay mbola tsy tafidit...
23/01/2023

fona ny kotra na avy aza ny Orana.
Tsy ho sakana 💪 Dia mbola mitohy atrany ny inscription hoany zay mbola tsy tafiditra na ny a domicile izany na ny en salle 🏋🏆
tontolo andro feno fasalamana ho antsika 💪😊 Aza adino ny mitsidika ny Pejy MikirìForme 💪🏋🏆

  hatrany ny promotion eto am pejy Ho antsika izay te hikarakara bika, hanena vatana (Perte de poids) 🏋Prise de masse, m...
20/01/2023

hatrany ny promotion eto am pejy
Ho antsika izay te hikarakara bika, hanena vatana (Perte de poids) 🏋
Prise de masse, mise en forme sns

Coaching a domicile
Coaching en salle
Coach nutritionnel (Diete)
1mois + Gym + Diete + Suivie

maro ireo naita vokatra sy ny mbola manohy 🤗🏅Aza tara manao inscription fa voafetra ny toerana.

Mp pour plus d'information
Tel : 0384872423 (Ao @ Coms ny prix)

  Zoma mafinaritra daholo 💪🤗🏋
20/01/2023

Zoma mafinaritra daholo 💪🤗🏋

Abonnez vous à la page mikiriforme pour plus d'actualité Rendez-vous le dimanche 20 novembre à 9h du mat pour une vidéo ...
15/11/2022

Abonnez vous à la page mikiriforme pour plus d'actualité
Rendez-vous le dimanche 20 novembre à 9h du mat pour une vidéo intéressante!!!! 💪💪

Address

Tana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MikirìForme posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share