SKETY for KIDS

SKETY for KIDS Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SKETY for KIDS, Sports, Antananarivo.

🏀COACHING BASKETBALL POUR ENFANT DE 5 ans à 15ans🏀🔰Efa manomboka ny fisoratana anarana amin'ny cours collectif ka aza ta...
25/11/2022

🏀COACHING BASKETBALL POUR ENFANT DE 5 ans à 15ans🏀

🔰Efa manomboka ny fisoratana anarana amin'ny cours collectif ka aza taraiky ary 😁, rentrée Samedi 03 decembre 2022
🔰Faly mandray anao sahady izahay

⏱Heure : 8h à 11h
📍Lieu : Pro pneu Morarano Alarobia (en face de Master Trade ou à 100 m de Sanifer )

droit d'inscription : 10.000 Ar
Frais de cours : 40.000 Ar / mois

NB : 💢ato amin'ny Facebook ny fanoratana anarana fa eny an-toerana vao aloha ny vola de avy hatrany de mahazo carte

💢Afaka misy manatrika ny ankizy ( Ray aman-dReny na mpanaraka )

Plus d'infos : 📞 034 08 507 99 / 034 62 554 24

🌈Amin'izao vanim-potoama  izao dia miroborobo ny tanora sy ny ankizy mirona any amin'ny zava-mahadomelina (sigara , toak...
24/11/2022

🌈Amin'izao vanim-potoama izao dia miroborobo ny tanora sy ny ankizy mirona any amin'ny zava-mahadomelina (sigara , toaka sns...) noho ny tsy fahampian'ny fialamboly .

🌟Andao ary sarihitsika dieny izao mbola kely izao ny sainy hanao sport (Basketball)

Ka izany indrindra no mandrisika anay hampanao cours na "coaching" basketball ho an'ny ankizy ( 5 ans à 15 ans )
Coaching individuel na collectif ☄️miaraka amin'ny coach professionnel !!!😇
Mampianatra ny bases fondamentaux rehetra , discipline , mentalité

Ka manasa anao izahay raha mahaliana anao , handefa message Ato amin'ny pejy na hiantso ny 📞📞034 08 507 99 / 034 62 554 24

ANDAO HO TEZAINTSIKA AMIN'NY ALALAN'NY SPORT NY ANKIZY HIAROVANA AZY TSY HO TRATRAN'IREO FANKAM-PANAHY ☠️⛔️🚬

Address

Antananarivo
TANA101

Telephone

+261340850799

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SKETY for KIDS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SKETY for KIDS:

Share

Category