Fit Gym

Directions

Fit Gym CENTRE DE REMISE EN FORME ✊

[ Cardio- Fitness- Musculation- Cross Training ]

-
🏢Adresse: Anosibe en face eglise FVKFM route vers Anosipatrana

Raha tsy mihetsika ,tsy tsemboka otrany ny  @ sary  dia  tsy  hitombo hoazy eo ampitoerana eo anie  io biceps anao io e ...
26/09/2026

Raha tsy mihetsika ,tsy tsemboka otrany ny @ sary dia tsy hitombo hoazy eo ampitoerana eo anie io biceps anao io e 🥱 Tongava aingana ao amin'ny salle Fit Gym raha hikotrana miaraka aminay .

Bon week-end daholo ooo❤️

Alefaso ny commande ooo🥰🥰
24/09/2026

Alefaso ny commande ooo🥰🥰

21/09/2026

🏋️‍♀️ On commence la semaine en force chez Fit Gym !
Ton corps mérite du mouvement, ton esprit mérite cette énergie. ❤️
Lundi = motivation. Lundi = action. Lundi = Fit Gym. 🔥


🏢 Anosibe Tranodimy en face fiangonana FVKFM.

Bon kotrana daholo 🥰

10/09/2026

Une femme qui prend soin de son corps construit aussi sa meilleure version. ✨
🏃‍♀️ Bouge. Transpire. Dépasse-toi.
Ton corps te remerciera ! 🔥



NOS TARIFS AVEC L'ACCOMPAGNEMENT DE NOS COACH PROFESSIONNEL ❤️👇

✅SEANCE :5000 AR
✅ ABONNEMENT :50000 AR /MOIS
✅ ABONNEMENT DUO ( 2 personnes na olona roa ):90000 Ar au lieu de 100000 Ar /MOIS .

🏢Fit Gym Anosibe Tranodimy en face église FVKFM route vers Anosipatrana.

07/09/2026

Que cette semaine soit remplie de force, de motivation et de progrès. 💪🔥

Fit Gym vous souhaite une excellente semaine ❤️✨

07/09/2026
01/09/2026

Live pijama ❤️💕

Dans un monde où l’on entend parfois trop de mauvaises nouvelles (fidoroana zava mahadomelina, famonoana olona , fanolan...
31/08/2026

Dans un monde où l’on entend parfois trop de mauvaises nouvelles (fidoroana zava mahadomelina, famonoana olona , fanolana , kidnapping etsy sy eroa 💔 ....izay cas tena mampalaelo , mampihorohoro ny rehetra 😔......) ,
Les garsss , choisissons la bonne voie : le sport, la discipline, le respect et la solidarité. 💪
Ensemble, avançons, progressons et devenons meilleurs chaque jour. 🔥🤝

Dia izay ny hafatra mba tinay ho ampita ampitiavana hoan'ny rehetra androany ❤️

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika jiaby o🥰

Sao dia misy liana isika ato fa mety ho entina mikotrana koa ireto an 🍓🥰🥰
30/08/2026

Sao dia misy liana isika ato fa mety ho entina mikotrana koa ireto an 🍓🥰🥰

✅Tsy mahafaty ny fihinana   fa manome hozatra 🫡✅Ny proteine irery ihany no afaka manome   Ka raha tsy ampy my proteine h...
29/08/2026

✅Tsy mahafaty ny fihinana fa manome hozatra 🫡
✅Ny proteine irery ihany no afaka manome Ka raha tsy ampy my proteine hoaninao dia somary ela ela kokoa ny fanmboaran’ny vatana muscle
✅ny proteine irery ihany no afaka mamerina ny fibre musculaire amin’ny laonininy izay simba nandritra my kotrana izay natao

✅Ireo ahita : Atody , hena ,ahoko,tsaramaso, soja,complément alimentaire (whey, mass gainer , grow foods proteine …) ronono, coquille saint jack… mbola betsaka fa ireo no tena ahita proteine ambony nefa kalitao tena tsara 🔥




⛔Nb: Grow foods protéine disponible @ vidiny
75000 ariary

⛔ Contact : pour plus d'info ou pour commander 034 08 294 45

🏢 adresse : Fit Gym Anosibe Tranodimy, en face fiangonana FVKFM, route vers Anosipatrana.

Address

Anosibe Tranodimy En Face église FVKFM ( Direction Anosipatrana)
Antananarivo
ANTANANARIVO101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fit Gym posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share