09/06/2026
⭐️ Longue vie et joyeux anniversaire Mr RENÉ 😍🎉🎁 On t’aime fort et gros bisous ❤️
⭐️Sorato hoe : Joyeux Anniversaire Mr RENÉ 🎉❤️🤩 Fetiko anio koa mamela ahy hiteny sy hiseho eto aho androany ry havako 🥹
—————————————————————-
P/o : Voalohan-teny dia Misaotra ilay Nahary nampitombo taona iray indray hoahy 😍 hery sy tanjaka ary fahasalamana foana 🙏🏾🙏🏾
•Faharoa dia fisaorana be ho an’ny olona anaty foko ireto : « Papà et Maman et mes deux Petits René » nanome fitiavana foana ary eo foana mankahery amin’ny zavatra ataoko 🥰 Je vous aime tellement 🥺na dia lavitra fa akaikin’ny foko ❤️
• Farany dia hoe : Misaotra betsaka hoan’ireo Izay teo foana, ny mpankafy, ny nanohana, nino ahy teo amin’izay asa sy fitiavana niarahana foana fa indrindra ny ekipako S.D.C 🇲🇬 Tiako ianareo ary anaty foko mandrakizay izay teo foana ❤️🔥❤️🔥❤️🔥 Papà vous aime beaucoup mes amours🫶🏾
🛍️ : Angelinah Fashion Nampiakanjo !