FMZaM: Fikambanan'ny Mpianatra ao amin'ny Zana-tsehatra Malagasy

FMZaM: Fikambanan'ny Mpianatra ao amin'ny Zana-tsehatra Malagasy MANDAN'NY MAHA MALAGASY, KITRO IFAHARAN'NY FAMPANDROSOAM-PIRENENA.

πŸ“’πŸ“’πŸ“’ π“π„π“πˆπ€ππƒπ‘πŽ π…π€ππƒπŽπ€π•π€ππ€ π•π€π“π’πˆπŒ-ππˆπ€ππ€π‘π€ππ€ π•πŽπ‹π€ππ€ 𝐅𝐀𝐇𝐀-πƒπˆπŒπ˜
31/07/2026

πŸ“’πŸ“’πŸ“’ π“π„π“πˆπ€ππƒπ‘πŽ π…π€ππƒπŽπ€π•π€ππ€ π•π€π“π’πˆπŒ-ππˆπ€ππ€π‘π€ππ€ π•πŽπ‹π€ππ€ 𝐅𝐀𝐇𝐀-πƒπˆπŒπ˜

πŸ“’ Araraoty zareo a ! itony ilay atrikasa bΓ΄jo, manome fahalalana sy mampanandrana anao milalao teatira 🎭 : manala henatr...
30/07/2026

πŸ“’ Araraoty zareo a ! itony ilay atrikasa bΓ΄jo, manome fahalalana sy mampanandrana anao milalao teatira 🎭 : manala henatra, manala tahotra, manala ny sakantsakana rehetra, na maninona na maninona, fa tsy manala baraka an !πŸ•ΊπŸ’ƒ

🎬 Olona efa matihanina amin'io no vonona sady mazoto hifampizara amintsika : Coach Lofty, mpampiofana amin'ny zava-kanto faneho an-tsehatra ("art dramatique"🎭). Efa ela izy no manapariaka ny Teatira maoderina eran'i Madagasikara sy mamelona indray ny fankafizana teatira amin'izao vanimpotoana ankehitriny izao.☝️

⌚Dieny izao dia alamino ny fotoana e !

πŸ“ŒMisorata anarana dieny izao any amin'i Mahefa Kantomboahary Tantely fa teritery ihany ny tranombokintsika ka sao tsy ho tafiditra ao ianao.


✨" MAHAY MIARINA ISIKA"πŸ˜ŠπŸ“’Fandresena tamin'ny isa 44 sy 10 no azontsika androany  nanoloana ny ekipan'ny Zanatsehatra Ser...
29/07/2026

✨" MAHAY MIARINA ISIKA"😊

πŸ“’Fandresena tamin'ny isa 44 sy 10 no azontsika androany nanoloana ny ekipan'ny Zanatsehatra Serasera teo amin'ny taranja baolina basikety sokajy vehivavy.

🀝 Mankasitraka ny ekipa, Mankasitraka ny mpanohanaπŸ™


πŸ’₯Mbola vonona ny mpilalao, mbola vonona ny mpanohanaπŸ’ͺπŸ“’Rahariva indray no fotoanantsika, andao hifanohana!
29/07/2026

πŸ’₯Mbola vonona ny mpilalao, mbola vonona ny mpanohanaπŸ’ͺ

πŸ“’Rahariva indray no fotoanantsika, andao hifanohana!

24/07/2026
✨Tontosa omaly alarobia 22 jolay ny atrikasa niarahana tamin'ny "Wikimedia Madagasikara" natao tao amin'ny tranombokin'n...
23/07/2026

✨Tontosa omaly alarobia 22 jolay ny atrikasa niarahana tamin'ny "Wikimedia Madagasikara" natao tao amin'ny tranombokin'ny Zanatsehatra Malagasy.

πŸ“Œ Ho an'izay te handray anjara amin'ny hatrikasa toy izao nefa tsy tafiditra tamin'ity andininy ity dia miomana fa ho avy ny andiany manaraka.

πŸ“’ Aza hadinoina ny fotoanantsika rahariva.⚽BAOLINA KITRA SOKAJY LEHILAHYZANATSEHATRA MALAGASY VS ZANATSEHATRA HAIOLONAπŸ• ...
22/07/2026

πŸ“’ Aza hadinoina ny fotoanantsika rahariva.

⚽BAOLINA KITRA SOKAJY LEHILAHY
ZANATSEHATRA MALAGASY VS ZANATSEHATRA HAIOLONA
πŸ• Ora: 12ora 30min

πŸ€BAOLINA BASIKETY SOKAJY VEHIVAVY
ZANATSEHATRA MALAGASY VS ZANATSEHATRA ANGLISY
πŸ• Ora: 13ora 30min

πŸ€BAOLINA BASIKETY SOKAJY LEHILAHY
ZANATSEHATRA MALAGASY VS ZANATSEHATRA SERASEKA
πŸ• Ora: 14ora 30min


πŸ’₯Ireto ilay ekipa tsy be teny, tsy be sehoseho nefa tena nanomana zavatra hoan'ny zanatsehatra.πŸ€Hiatrika ny lalao voaloh...
22/07/2026

πŸ’₯Ireto ilay ekipa tsy be teny, tsy be sehoseho nefa tena nanomana zavatra hoan'ny zanatsehatra.

πŸ€Hiatrika ny lalao voalohany ho azy ireo ao anatin'ny fifaninanana ifanandrinan'ny zanatsehatra izy ireo anio hariva amin'ny roa ora sy sasany. Hiifanandrina amin'ny mpianatra avy ao amin'ny Zanatsehatra Serasera izy ireo amin'izany.

🀝Tsy vitany irery anefa izany fa mila ny fanohanantsika mpianatra rehefa . Andao tohanana izy ireo mba hahatanteraka ilay nofinofintsika.😊


πŸ’₯Efa vonona ireto ny mpialalao fa ianareo mpanohana sisa no andrasana.πŸ“’Andao hiara-hirona hanohana an'ireto ekipantsika ...
21/07/2026

πŸ’₯Efa vonona ireto ny mpialalao fa ianareo mpanohana sisa no andrasana.

πŸ“’Andao hiara-hirona hanohana an'ireto ekipantsika ireto isika rahampitso amin'ny 12 ora eo amin'ny kianja ambony.


πŸ€πŸ”₯ IZA NO HILAZA FA MORA NY MANDRESY ANAY? πŸ”₯πŸ€Tsy  teny no entinay eny an-kianja... fa herim-po, firaisan-kina ary fandre...
21/07/2026

πŸ€πŸ”₯ IZA NO HILAZA FA MORA NY MANDRESY ANAY? πŸ”₯πŸ€

Tsy teny no entinay eny an-kianja... fa herim-po, firaisan-kina ary fandresena!

πŸ’ͺEfa vonona ny ekipa vehivavy hiaro ny voninahitry ny Zanatsehatra Malagasy amin'ny lalao ifanandrinan-janantsehatra.

🀝Anjaranareo izao no manampy anay amin'ny fanohanana sy ny fankaherezana!
Tongava maro hameno ny kianja!
Ny feonareo no hery manosika anay handresy!

πŸ† Tsy hihemotra. Tsy hatahotra. Fandresena ihany no tanjona!


Address

Ankatso

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FMZaM: Fikambanan'ny Mpianatra ao amin'ny Zana-tsehatra Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share