Team DAM

Team DAM Coach sportif de combat de K1 et de kick_boxing 💪👊🥊🇲🇬

06/03/2026

Joyeux anniversaire ki nanah an
COACH PERSONNEL

04/03/2026

Coach sport des combat



-1

24/02/2026

Mankasitraka

COMBAT INTER-CLUBS 001 PHOTO PARTIE 01
24/02/2026

COMBAT INTER-CLUBS 001
PHOTO PARTIE 01

22/02/2026

KICK BOXING COMBAT INTER-CLUBS 001

Ny TEAM-DAM GYM dia maneho fisaorna anareo Combattants..maitre des Salle..Coach..ary ireo Tompon'andraikitra isatsokajy ny Clubs..Juge et Arbitre..(Federation..Ligue..Section)ary inareo Vahoaka tonga maro BE

indrindra f ianareo avy any @ FARITANY(Faritra)
Hisaorna manokana ko ireo mpiara-miasa amny.fa tontosa soamatsara ny ady zay natao..

-DAM GYM ANDRONDRA

21/02/2026

Ianareo sisa no andrasana
COMBAT INTER-CLUBS p

Tontosa soamatsara anio zoma ny filanjana ny COMBAT INTER-CLUBS izay kara2 ny TEAM-DAM GYM AndrondrA ny 21 FÉVRIER 2026 ...
20/02/2026

Tontosa soamatsara anio zoma ny filanjana ny COMBAT INTER-CLUBS izay kara2 ny TEAM-DAM GYM AndrondrA ny 21 FÉVRIER 2026 ny combat izay atao ao @ CBA ALASORA manomboka aminy 9 ora maraina tsy diso misokatra aminy 8 oro maraina ny vavahady vidy pidirana 5000ar
Fanazavana fanampiny 0349979405 ☝️👊

COMBAT INTER-CLUBS Hamafisina hatrany ho anareo Club mandray anjara@ io Combat INTER-CLUBS izay kara2 n̈y TEAM-DAM GYM A...
18/02/2026

COMBAT INTER-CLUBS

Hamafisina hatrany ho anareo Club mandray anjara@ io Combat INTER-CLUBS izay kara2 n̈y TEAM-DAM GYM ANDRONDRA
Fa ny zoma 20 février zao ny filanjana izay atao ao dojo TEAM-DAM Androndra kely manomboka 6h à 8h mankasitraka

COMBAT INTER-CLUBS RENDEZ-VOUS 21 FÉVRIER C.B.A ALASORA Anisany ady mafana ko ty an ☺️
16/02/2026

COMBAT INTER-CLUBS
RENDEZ-VOUS 21 FÉVRIER C.B.A ALASORA
Anisany ady mafana ko ty an ☺️

-COMBAT INTER-CLUBS 001 Hamafisina htatrany ho anareo Club mandray anjara@ io COMBAT INTER-CLUBS io.Fa arakny tapaka t@ ...
09/02/2026

-COMBAT INTER-CLUBS 001

Hamafisina htatrany ho anareo Club mandray anjara@ io COMBAT INTER-CLUBS io.
Fa arakny tapaka t@ fivoriana farany dia ny faha 10 volana février ity farany fandraisan ny liste ny combaten

Efa betsaka ireo nanatitra koa aza tara az ianareo bola ts nahatonga izany.
Omena ftoana Hatramny laroby izao ireo bola ts nanatitra.

Aoka mba samy hanaja io fotoana io
Mb ts hisiany fifanomezan-tsiny.🙏mankasitraka
0349979405

Rendez-vous 21 février C.B.A ALASORA ☝️👊
31/01/2026

Rendez-vous 21 février
C.B.A ALASORA ☝️👊

Address

Androndrakely

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Team DAM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category