Tänorâ Soa

Tänorâ Soa Ohabolana 16:3
''Ankino amin'i Jehovah ny asanao,Dia ho lavorary izay kasainao''

🎀🎀TONGAVA MARO eny amin'ny HETSIKA RODORODON'NY TANTSAHA AO AMIN'NY KIANJA MAKI ANDOHATAPENAKA  ny 19/20/21/22/23 AOÛT 2...
11/08/2026

🎀🎀TONGAVA MARO eny amin'ny HETSIKA RODORODON'NY TANTSAHA AO AMIN'NY KIANJA MAKI ANDOHATAPENAKA
ny 19/20/21/22/23 AOÛT 2026 izao 🎀🎀
STANDE N°183

FIHENAM-BIDY 8000AR AVOKOA NA MAKA 1 AZA.🎁🎁🎁

‎🧹 KIFAFA TOUT-TERRAIN
‎– kifafa matanjaka sy maharitra. Promotion à 8000ar

‎🥬 Anandrano avy any Analavory
‎– vao notazana, 3.000 Ar/kg.

‎🥥 Bobons Coco Tsaratsiro
‎– mamy sy tsy hohadinoina!

Miandry anao izahay! 🇲🇬🌱

‎TONGAVA MARO FA MIANDRY ANAO NY EKIPA MANONTOLO HANOME FAHAFAHAMPO HO ANAO ♥️🎊

‎NB: Misy foana ny fandraisana commande sy ny fanaovana livraison ho an'ireo tsy afaka mitsidika eny an-toerana

‎🚛 Manao livraison any amin'ny faritra
‎🏫 Andoharanofotsy
‎☎️ +261347759060







05/08/2026

Fiermada 27eme Édition

🎀🎀TONGAVA MARO eny amin'ny FOIRE FIERMADA ANDOHATAPENAKA  ny 5️⃣ 6️⃣ 7️⃣ 8️⃣ 9️⃣ AOÛT 2026 izao 🎀🎀                    ST...
03/08/2026

🎀🎀TONGAVA MARO eny amin'ny FOIRE FIERMADA ANDOHATAPENAKA
ny 5️⃣ 6️⃣ 7️⃣ 8️⃣ 9️⃣ AOÛT 2026 izao 🎀🎀
STANDE N°32

FIHENAM-BIDY 8000AR AVOKOA NA MAKA 1 AZA.🎁🎁🎁

‎🧹 KIFAFA TOUT-TERRAIN
‎– kifafa matanjaka sy maharitra. Promotion à 8000ar

‎🥬 Anandrano avy any Analavory
‎– vao notazana, 3.000 Ar/kg.

‎🥥 Bobons Coco Tsaratsiro
‎– mamy sy no tsy hohadinoina! Miandry anao izahay! 🇲🇬🌱

‎TONGAVA MARO FA MIANDRY ANAO NY EKIPA MANONTOLO HANOME FAHAFAHAMPO HO ANAO ♥️🎊

‎NB: Misy foana ny fandraisana commande sy ny fanaovana livraison ho an'ireo tsy afaka mitsidika eny an-toerana

‎🚛 Manao livraison any amin'ny faritra
‎🏫 Andoharanofotsy
‎☎️ +261347759060







‎📢 🎆🎇                   ‎ ‼️‎‎ , ‎‎5️⃣ 6️⃣ 7️⃣ 8️⃣ 9️⃣   . 🇲🇬‎‎Ho hitanao ao amin'ny   mandritra ny hetsika ✨ ‎‎🧹 KIFAFA...
30/07/2026

‎📢 🎆🎇
‎ ‼️

‎ ,

‎5️⃣ 6️⃣ 7️⃣ 8️⃣ 9️⃣ . 🇲🇬

‎Ho hitanao ao amin'ny mandritra ny hetsika ✨

‎🧹 KIFAFA TOUT-TERRAIN
‎– kifafa matanjaka sy maharitra. Promotion à 8000ar

‎🥬 Anandrano avy any Analavory
‎– vao notazana, 3.000 Ar/kg.

‎🥥 Bobons Coco Tsaratsiro
‎– mamy sy no tsy hohadinoina! Miandry anao izahay! 🇲🇬🌱

‎TONGAVA MARO FA MIANDRY ANAO NY EKIPA MANONTOLO HANOME FAHAFAHAMPO HO ANAO ♥️🎊

‎NB: Misy foana ny fandraisana commande sy ny fanaovana livraison ho an'ireo tsy afaka mitsidika eny an-toerana

‎🚛 Manao livraison any amin'ny faritra
‎🏫 Andoharanofotsy
‎☎️ +261347759060





‎ *4

🇲🇬FIHENAM-BIDIN'NY ASARAMANITRA 🇲🇬‎‎📢📢‎KIFAFA VITA MALAGASY, VITA AMIN'NY TAVOAHANGY PLASTIKA 📢📢‎‎❌Aza tara fa mandritra...
09/06/2026

🇲🇬FIHENAM-BIDIN'NY ASARAMANITRA 🇲🇬


📢📢‎KIFAFA VITA MALAGASY, VITA AMIN'NY TAVOAHANGY PLASTIKA 📢📢

‎❌Aza tara fa mandritra ity volana JIONA 2026 ity dia raha maka kifafa 5 ianao dia 8000ar ny 1, ary ho an'ireo mividy rehetra dia mahazo cadeaux Porte clé ''kifafa tout-terrain '' iray.❌

‎TONGAVA MAKA NY ANJARANAO‼️♥️

‎MAKA KIFAFA 5 = 8000AR ny IRAY

‎MIVIDY KIFAFA = MAHAZO CADEAU PORTE CLÉ IRAY(1)

‎Vidin'ny kifafa 1: 9000ar
‎Vidin'ny kifafa Maka 10: 7000ar

‎FETY MADIO❗ 🧹🧹🧹
LAVITRY NY LOTO🌸🪷💮
‎MIARAKA AMIN'NY '' KIFAFA TOUT-TERRAIN ''



‎🚚Manao livraison sy Mandefa any amin'ny faritra
‎🏫Lieu : Andoharanofotsy
‎☎️Contact : 034 77 590 60











✨ Ny fahalalana no fanalahidin’ny hoavy. 🔑📚🎓 Vonona hanorina ny hoavinao ve ianao ?Tonga ny fotoana hisafidianana fianar...
08/06/2026

✨ Ny fahalalana no fanalahidin’ny hoavy. 🔑📚

🎓 Vonona hanorina ny hoavinao ve ianao ?

Tonga ny fotoana hisafidianana fianarana manokatra varavarana ho amin’ny fahombiazana!

📢 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA 2026-2027 !

Misorata anarana ao amin’ny Lycée Scientifique et Technique de Bevalala (LSTB) ho an’ny taom-pianarana 2026-2027.

🔹 Collège Scientifique Spécial de Bevalala
🔹 Lycée Scientifique et Technique de Bevalala
🔹 Fianarana manara-penitra
🔹 Fanomanana ho amin’ny BAC, BEP ary ny fianarana ambony
🔹 Misokatra ho an’ny zazalahy sy zazavavy

📅 Aza tara amin’ny daty voafaritra !

🤝 Mifampilàza fa misokatra ny fisoratana anarana ! Zarao mba hahatratra ireo ray aman-dreny sy tanora liana amin’ny fianarana siantifika sy teknika.

📍 Bevalala

25/05/2026
❤️‍🔥 KIFAFA TOUT-TERRAIN – MAFY, MATEZA, VITA MALAGASY 🇲🇬 ❤️‍🔥🧹 Vita amin’ny tavoahangy plastika recyclage sy tahony haz...
25/05/2026

❤️‍🔥 KIFAFA TOUT-TERRAIN – MAFY, MATEZA, VITA MALAGASY 🇲🇬 ❤️‍🔥

🧹 Vita amin’ny tavoahangy plastika recyclage sy tahony hazo kininina mafy.

✅ Amafàna trano, tokontany, goudron, béton, pavé, gazon, tapis, fotaka ary canal

✅ Mahazaka rano, azo sasana

💰 Vidiny :
🛒 Détail : 9 000 Ar
📦 Gros : 7 000 Ar (+10 balais)
✨ Efa maro no afa-po tamin’ny kalitao!
👉 Andramo ka tohano ny vita malagasy 🇲🇬

🚛 Manao livraison manerana ny faritra
☎️ Contact : 034 77 590 60 / 032 95 248 95


Tsy mitsahatra ny mamaly ny hetahetanareo mpanjifa sy manome fahafahampo anareo izahay sady miezaka manakaiky anareo hat...
06/05/2026

Tsy mitsahatra ny mamaly ny hetahetanareo mpanjifa sy manome fahafahampo anareo izahay sady miezaka manakaiky anareo hatrany amin'ny fampitomboana ireo points de vente ❤️‍🔥❤️.
‎Tonga indray ny,''KIFAFA TOUT-TERRAIN '' amin'ny tahony vaovao,mafy, matanjaka sy tsy misy tonony ary vita amin'ny hazo kininina

‎Ny "KIFAFA TOUT-TERRAIN" moa izay efa haintsika fa:

‎👉 Vita plastika
‎👉 Azo amafàna ny fako ao an-trano, tokontany, goudron, beton, pavé, gazon, fasika tapis, moquette ...
‎👉 Azo amafana tranom-biby fiompy, fotaka,canal...
‎👉 Mahazaka rano, azo sasana tsara
‎💪MAFY sy MATEZA amataonany

‎👉Vidiny : détail,9000ar
‎ Gros,7000ar (à partir de 10 balais)


‎Maro ireo efa nanjifa no afa-po, koa manasa anao koa hampiasa sy hanjifa ny vita malagasy 🇲🇬 🇲🇬 🇲🇬


‎Ireto avy ny toerana ahitana ny "KIFAFA TOUT-TERRAIN"

‎🧹Andoharanofotsy : 0347759060/0329524895

‎🧹ANDOHALO : LAPASOA (zaridaina andohalo eo amin'ny PMU) : 0344810203 / 0346845688

‎🧹 Analakely:
‎Tana meuble Analakely. Box 101. Ambadiky ny pavillon. Akaikin ny mpivarotra tavoahangy
‎Tel:0320778711.

‎🧹ANTSAKAVIRO : Entreprise Soa
‎ Tel:0340992270

‎🧹Ankazotokana ambony : boutique OrE, Lalana Razafimahefa Ankazotokana Ambony, Lot VR 6 Bis
‎Tél : 034 11 075 87.

‎🧹Ankadikely Ilafy: 034 06 035 89,
‎Près Paris Brest, 1ère étage TELMA SHOP

‎🧹 Ambohimangakely :Ny Nosy Market
‎ tel :0320778711

‎🧹 Ankandimbaoka : QUINCAILLERIE. SANDY Tel:0344149623

‎🧹ANTSIRABE :

‎*Green Park tsarasaotra
‎Tel: +261345524529

‎*EST Gare/Mandikanamana
‎akaiky ny " quincaillerie soa prix" akaiky ny hôtel Prisme
‎Tel:0340772150

‎*Tsenan vakinankaratra Face Jovena Vatofotsy Antsirabe
‎Tel:+261340212924

‎🧹TOAMASINA

‎*Bazar kely (anaty tsena @ lalany manasaraka ny tsena ambony sy ambany oe juste en face wc public)
‎Contact :034 15 450 58

‎🧹FORT-DAUPHINS
‎Tranombarotra Toky Ampamakiambato en face Hôtel Victoria akaikin'ny Toby Nenilava tel 0345762070

‎🧹SAMBAVA : +261 32 16 231 93 .
‎Boutique I.Mahasoa Analamandrorofo box taloha.

‎🧹PORT-BERGER :+261341791728

‎🧹 Tuléar : 034 46 807 61



‎🚛Manao livraison ary mandefa any @ faritra.
‎🏠Récupération :Andoharanofotsy
‎☎️Contact :0347759060/ 0329524895











Address

Antananarivo
Andoharanofotsy

Telephone

+261347759060

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tänorâ Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share