Dream's Path Society

Dream's Path Society Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dream's Path Society, Sport & recreation, DPs, 22 B 7 VATOVORY, Ambositra.

🔥Trouver et tracer le chemin de vos rêves🔥

Entreprise axée sur l'éducation (notamment par le sport), le Loisir, l'Avenir
- SUMMER CAMP (camp de vacances)
- Accompagnement des jeunes dans W
- SPORTIA FESTIVAL : https://www.facebook.com/share/172k193G1N/

03/09/2026
Vlog sur tiktok
28/08/2026

Vlog sur tiktok

Miarahaba antsika rehetra indray e! Etoana izahay dia hanome fankasitrahana noho ny fahatotosaniny camp iny  Mankasitrak...
17/08/2026

Miarahaba antsika rehetra indray e!

Etoana izahay dia hanome fankasitrahana noho ny fahatotosaniny camp iny

Mankasitraka Azy ao ambony fa nohon'ny fandaharany dia tanteraka soa amana-tsara iny camp iny ary nieren-doza (tsy nisy ny lozabe, tsy nisy naratra sy narary sns...)

Mankasitraka ireo ray aman-dreny nanome fitokisana anay ka nandefa ny zanany tamin'ny Summer Camp (camp de vacances) izay nokarakarainay tany ambositra ny 08-16 août 2026 lasa teo iny. Ary manantena izahay fa Mbola hanome fitokisana anay ihany koa ianareo ny amin'ny manaraka

Mankasitraka ihany koa anareo ankizy nanatrika ny camp, satria dia ianareo no tena nanome Ambiance sy souvenirs mamikely

Mankasitraka anareo moniteurs fa ianareo no ain-dehibe an'ireo activités rehetra

Mankasitraka ireo mpahandro nanohana ny aina , nikarakara sy niandraikitra ny sakafo

Mankasitraka an'i José Elysé nanome ny sary hijanona ho souvenirs

Mankasitraka ireo niara-niasa taminay rehetra:
- La Salle Lycée Saint Louis De Gonzague Ambositra nampiantrano
- Ivato River Lodge nandray t@ piscine rehefa voatery tsy maintsy nanova noho ny antony tsy avy aminay
- Mr Rado chauffeur Transwel, ireo chauffeurs rehetra niara-niasa taminay, Guides, ireo tompon'andraikitra ny toerana rehetra izay notsidihana.
- Mr Damile tompon'ny limousine sy tompon'ny fivarotana art Malagasy notsidihana
- La Joie Sucrée d’I-Goûter Ambositra 306 nanao ny m**o mamy
- Sy izay rehetra mety tsy voatanisa maro niara-niasa taminay

Mankasitraka ny Commune Ambositra nanome alalana

Mankasitraka an'i Mme directrice sy ny mpiara-miasa aminy rehetra nanatontosa sy nikarakara

Manantena anareo ray aman-dreny ho maro be indray handefa ny zanatsika @ SUMMER CAMP 3 étoiles de MER any @ faritra antsinanana, holazaina eo foana date fa ao anaty 2 premier semaine mois d'août foana

Manomboka volana septembre dia afaka mandoa droit tsikelikely

MERCI BEAUCOUP A TOUS

Andro faha enina Programme : - piscine - initiation secourisme 🚩 Ivato River Lodge 📷 José Elysé
14/08/2026

Andro faha enina
Programme :
- piscine
- initiation secourisme

🚩 Ivato River Lodge
📷 José Elysé

Andro faha dimy indray o! Programme:- Cascade d' Itazonana Ambohimitombo 1, amoron'i Mania, site touristique dans trekki...
13/08/2026

Andro faha dimy indray o!
Programme:
- Cascade d' Itazonana Ambohimitombo 1, amoron'i Mania, site touristique dans trekking Zafimaniry

Fanazavana Kely: raha tokony ho village zafimany no haleha dia lasa nandeha Ambohimitombo 1 nijery cascade sy fanaovana art Malagasy ary trano zafimaniry. Antony satria ritra ilay cascade ambositra anaty programme, misy trano zafimaniry ihany koa any, dia miara-hita izy roa

Toy ny mandeha cascade rehetra dia nisy randonnée lavalava vao tonga fa vitan'ireto Campeurs tsika ireto.

Andro faha efatra indray ary e! Misy efa mampahatsiahy mihitsy izahay🫣, misaotra anareo 🙏Programme: - activités sportive...
12/08/2026

Andro faha efatra indray ary e!
Misy efa mampahatsiahy mihitsy izahay🫣, misaotra anareo 🙏
Programme:
- activités sportives
- activités éducatives
- activités artistiques

Address

DPs, 22 B 7 VATOVORY
Ambositra
306

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dream's Path Society posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share