31/07/2024
☝️ Mbola ho avy ny fotoana (15è anniversaire ohatra _ 2027) hiantsoana anareo maintimolalin'ity groupe ity jiaby hiaraka hanao concert lehibe anankiray aminay.
vavaka izany raha sitrakareo ☝️🙏👍