Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka

Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka Votre au coeur d’

🇲🇬 Tratry ny Asaramanitra! 🇲🇬✨Am-pifaliana sy am-pifankatiavana no ankalazantsika ny faha-66 taonan’ny Fahaleovantenan’i...
26/06/2026

🇲🇬 Tratry ny Asaramanitra! 🇲🇬✨
Am-pifaliana sy am-pifankatiavana no ankalazantsika ny faha-66 taonan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Andro lehibe hanehoana ny firaisankina sy ny fitiavan-tanindrazana. Samia ho tahian'Andriamanitra daholo!
---
🇫🇷Joyeuse Fête de l’Indépendance ! 🇲🇬✨
C’est avec joie et fierté que nous célébrons aujourd'hui le 66ème anniversaire de l’Indépendance de Madagascar. Un moment précieux pour honorer notre histoire, notre culture et notre unité. Excellente fête à tous les Malagasy, ici et à travers le monde !
---
🇬🇧Happy Independence Day! 🇲🇬✨
Today, we joyfully celebrate the 66th anniversary of Madagascar's Independence. A beautiful occasion to honor our heritage, our unity, and our beautiful island. Wishing a wonderful celebration to all Malagasy people, at home and abroad!

22/06/2026
🇲🇬 Tratry ny Fetin’ny Ray 2026! 🌟Androany dia mamiratra ho anareo Ray rehetra ny masoandro. Ny ekipan’ny Vohi-Tsoa dia m...
21/06/2026

🇲🇬 Tratry ny Fetin’ny Ray 2026! 🌟
Androany dia mamiratra ho anareo Ray rehetra ny masoandro. Ny ekipan’ny Vohi-Tsoa dia mirary fety finaritra sy feno fifaliana ho an’ireo maherin’ny fonay: ireo ray mpanabe, mpanohana ary mpiaro mavitrika isan’andro. Misaotra amin’ny fitiavana tsy lany ritra! ❤️


---
🇬🇧 Happy Father's Day 2026! 🌟
Today, the spotlight is on you. The entire Vohi-Tsoa team wishes a fantastic day to all the fathers out there: our pillars, our guides, and our everyday heroes. Thank you for your endless dedication and unconditional love! ❤️


---
🇫🇷 Bonne Fête des Pères 2026 ! 🌟
Aujourd'hui, la lumière est tournée vers vous. Toute l’équipe de Vohi-Tsoa souhaite une merveilleuse fête à tous les papas : nos piliers, nos guides et nos héros du quotidien. Merci pour votre dévouement et votre amour inconditionnel ! ❤️

🇲🇬 Vohi-Tsoa : Ny toerana kanto indrindra ho an'ny hetsika rehetra tianao hokarakaraina !Minitra vitsy monja miala ny ta...
20/06/2026

🇲🇬 Vohi-Tsoa : Ny toerana kanto indrindra ho an'ny hetsika rehetra tianao hokarakaraina !

Minitra vitsy monja miala ny tanan-dehibe, tontolo tony, feno zava-maitso sy tsara sary (Instagrammable) no miandry anao.

Omeo traikefa tsy hay hohadinoina ireo vahininao :
• Asa : Atrikasa, dinikasa, fihaonambe, team building.
• Olon-tsotra & Fianakaviana : Vodiondry, fampakaram-bady, tsingerintaona, lanonana samihafa.
• Fialam-boly : Fivoahana miaraka amin'ny namana, fialana amin'ny rotoroton'ny fiainana.

Fandriho dieny izao àry!
---

🇬🇧 Vohi-Tsoa: The perfect setting for all your events!

Just a few minutes from the city, discover a lush, peaceful, and Instagrammable haven to bring your best moments to life.

Offer your guests an unforgettable experience:
• Professional: Seminars, conferences, team building.
• Private & Family: Weddings, anniversaries, receptions.
• Leisure: Outings with friends, getaways.

Book your date now!
---

🇫🇷 Vohi-Tsoa : L’écrin parfait pour tous vos événements !

À seulement quelques minutes de la ville, découvrez un havre de paix verdoyant et instagrammable pour donner vie à vos plus beaux moments.

Offrez à vos invités une expérience inoubliable :
• Professionnels : Séminaires, conférences, team buildings.
• Privés & Familiaux : Mariages, anniversaires, réceptions.
• Détente : Sorties entre amis, moments d'évasion.

Réservez votre date dès maintenant !
---

🇲🇬 Arahabaina ny reny rehetra nahatratra izao andro anio izao !Ny ekipan’i Vohi-Tsoa dia mirary fety sambatra ho an’ny r...
31/05/2026

🇲🇬 Arahabaina ny reny rehetra nahatratra izao andro anio izao !
Ny ekipan’i Vohi-Tsoa dia mirary fety sambatra ho an’ny reny rehetra. Mankasitraka anareo izahay amin’ny fitiavana tsy manam-pahataperana sy ny herim-po asehonareo isan’andro. Herin’ny fianakaviana sy ny fiarahamonintsika ianareo.
Manasina anareo Reny izahay !

🇬🇧 Happy Mother's Day to all mothers!
The Vohi-Tsoa team wishes a very joyful Mother's Day to every mom. Thank you for your unconditional love, your endless patience, and the incredible resilience you show every single day. You are the heartbeat of our homes and community.
Wishing you a beautiful and blessed day!

🇫🇷 Bonne fête à toutes les mamans !
L’équipe de Vohi-Tsoa souhaite une merveilleuse fête des mères à toutes les mamans qui nous entourent. Merci pour votre dévouement quotidien, votre tendresse infinie et votre force inspirante. Vous êtes le pilier de nos familles et de notre avenir.
Excellente fête à vous !

🇲🇬 Arahabaina nahatratra ny P***a miaraka amin'ny Vohi-Tsoa AmbohitrimanjakaNy ekipan’i Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka dia m...
05/04/2026

🇲🇬 Arahabaina nahatratra ny P***a miaraka amin'ny Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka
Ny ekipan’i Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka dia mirary fety sambatra ho anao mpanjifa sy mpanaraka anay ary indrindra ho an'ny kristiana rehetra. Hitondra fiadanana, fifaliana ary fanantenana vaovao ho antsika tsirairay anie izao fetin'ny fandresena izao.
Mirary P***a mamy sy feno fiadanana ho antsika rehetra ! 🕊️✨

🇬🇧 Happy Easter from Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka
In this season of renewal, Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka wishes a very Happy Easter to our loyal customers, followers, and the entire Christian community. May this celebration bring you peace, joy, and hope.
Wishing you wonderful moments with your loved ones! 🕊️✨

🇫🇷 Joyeuses Pâques avec Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka
En ce temps de renouveau, toute l'équipe de Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka souhaite une excellente fête de Pâques à nos fidèles clients, à nos abonnés et à toute la communauté chrétienne. Que cette célébration vous apporte paix, joie et espérance.
Passez de merveilleux moments en famille ! 🕊️✨

Address

Fiakarana
Ambohitrimanjaka
105

Opening Hours

Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 08:00 - 18:00

Telephone

+261383351012

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vohi-Tsoa Ambohitrimanjaka:

Shortcuts

Share