Les chalets Soavinimerina

Les chalets Soavinimerina Les chalets, c'est un havre de paix, un jardin secret idéal pour une escapade en famille ou entre amis, non loin de la ville, où on se sent chez soi

Salama e. Misokatra ho antsika rehetra izahay ny asabotsy 15 sy alahady 16 aogositra izao. Afaka mitondra sakafo ianareo...
14/08/2026

Salama e. Misokatra ho antsika rehetra izahay ny asabotsy 15 sy alahady 16 aogositra izao. Afaka mitondra sakafo ianareo. 10 000 ar isan'olona ny fidirana miaraka amin'ny activités rehetra. Contact 0324273153, 0331277105.

01/08/2026

Ho antsika te hiala voly kely amin'ny toerana milamina amin'izao faran'ny herinandro izao, misokatra ho antsika rehetra izahay. Misy piscine, pétanque, basket, billard, balançoire, baby-foot, trampoline. Afaka itondrana sakafo. Contact 0324273153, 0331277105.

Nous sommes ouvert au public aujourd'hui.Contact 0324273153, 0331277105
26/07/2026

Nous sommes ouvert au public aujourd'hui.
Contact 0324273153, 0331277105

Salama e
06/06/2026

Salama e

Salama e. Misokatra ho antsika rehetra izahay androany an. Sady tsara ny andro. 10 000 ar par personne ny fidirana.
23/05/2026

Salama e. Misokatra ho antsika rehetra izahay androany an. Sady tsara ny andro. 10 000 ar par personne ny fidirana.

Salama e. Misokatra ho antsika rehetra ny Les chalets Soavinimerina anio an. Sady mbola mafana ny andro.
17/05/2026

Salama e. Misokatra ho antsika rehetra ny Les chalets Soavinimerina anio an. Sady mbola mafana ny andro.

Alerte📣📣📣Fête de l'ascension- ouvert au public
12/05/2026

Alerte📣📣📣
Fête de l'ascension- ouvert au public

Aiza nareo🤭🤭Misokatra isika ny sabotsy izao. Tongava maro 😁
07/05/2026

Aiza nareo🤭🤭
Misokatra isika ny sabotsy izao. Tongava maro 😁

Les Chalets Ambohidahy Soavinimerina Route d'Ambohimanga Rova Faly mandray antsika foana
10/04/2026

Les Chalets Ambohidahy Soavinimerina
Route d'Ambohimanga Rova
Faly mandray antsika foana

Address

Les Chalets/Ambohidahy Soavinimerina
Ambohimanga
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les chalets Soavinimerina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share