Mankafy Cabane

Mankafy Cabane 🍃 Mankafy Cabane vous accueille dans un cadre chaleureux et convivial à Antananarivo. Lieu de détente et sport pour toute la famille

Un espace idéal pour se détendre, partager et profiter de bons moments entre amis, en couple ou en famille.
📞 034.98.541.36 - 032.14.675.99

Tsy arakaraky ny hakeliny fa tena mafy be tsy matahotra hatsiaka 🥶 Ny anareo koa ve midongy hilomano foana na dia mangat...
31/08/2026

Tsy arakaraky ny hakeliny fa tena mafy be tsy matahotra hatsiaka 🥶 Ny anareo koa ve midongy hilomano foana na dia mangatsiaka aza? 🥰 Alefaso ao amin'ny commentaire ao ny sariny!

🚪 Mankafy Cabane, centre de loisir Ambohimalambola dia misokatra ny Talata hatramin'ny Alahady | 9h à 17h.
🏩 Ny Hôtel kosa: 7j/7
🔰 Localisation: https://maps.app.goo.gl/3c5CxHWGjh38nwN89
☎️ Contact: 034.98.541.36 | 032.14.675.99

28/08/2026

🔥 Manan-talenta ny zanantsika! Sombiny amin'ny fandalovan'ireo mpandray anjara amin'ny izay karakarain'ny fahitalavitra CBN tato amin'ny Mankafy Cabane 🥳 Iza no safidinao amin'izy 13 mianadahy amin'ny Final?

26/08/2026

😋 Mmmmiam. 🍦 Efa mafana sahady ilay andro ka 'ndao àry hinana glace Italienne ato amin'ny Mankafy Cabane e! 🥰 Disponible rehefa Zoma | Sabotsy | Alahady. Inona izao ny parfum tena tianao?

22/08/2026

Coucou daholo e, in_3 be Zao no misy zotra an-dalamby na train mandritra izao vacances izao an , Aza tara safidio ny Ora sy fotona mety aminao dia andao Indray aloha hitsidika sy hilalao aty amin'i Mankafy Cabane e, Sady mandeha Train an 🙋🙋🙋🙋

Ho antsika maniry ho aty amin'i Mankafy Cabane anio, Mbola tsy tara ra hande train an
22/08/2026

Ho antsika maniry ho aty amin'i Mankafy Cabane anio, Mbola tsy tara ra hande train an

Coucou daholo e, in_3 be Zao no misy zotra an-dalamby na train mandritra izao vacances izao an , Aza tara safidio ny Ora sy fotona mety aminao dia andao Indray aloha hitsidika sy hilalao aty amin'i Mankafy Cabane e, Sady mandeha Train an 🙋🙋🙋🙋

20/08/2026

🌴 Hâte de vous revoir à la prochaine saison 🏖️ Fa na izany aza dia misokatra foana ny Mankafy Cabane, mihatsara kokoa hatrany ho anao!

🏚️ Ouvert du Mardi au Dimanche | 9h à 17h
📍 Adresse : Ambohimalambola, route de Masindray, 2km miala ny Gare PK16.
📱 034.98.541.36

Ato kely aloha ny maso e, 😿😿😿Mankafy cabane Ambohimanambola☎️: 034 98 541 36
18/08/2026

Ato kely aloha ny maso e, 😿😿😿
Mankafy cabane Ambohimanambola
☎️: 034 98 541 36

Mamy e😘😘😘 sombiny tato amin'i Mankafy Cabane Ambohimanambola anio 15 aogositra.Mbola misokatra ho anao sy ny ankohonanao...
15/08/2026

Mamy e😘😘😘 sombiny tato amin'i Mankafy Cabane Ambohimanambola anio 15 aogositra.
Mbola misokatra ho anao sy ny ankohonanao izahay rahampitso alahady 16/08/26
☎️ 034 98 541 36

14/08/2026

😍 Nareo koa ve tia akoho? Satria... Voir plus

Address

Ambohimanambola/Masindray
Ambohimanambola

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261349854136

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mankafy Cabane posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mankafy Cabane:

Shortcuts

Share