NGA Championship

NGA Championship New Generation of Ambohidratrimo dia mpikarakara ny Tournoi Basketball eto Ambohidratrimo.

Mbola mandray mpandray anjara zareo ho an'izay mazoto iala kely ny ville🔥
02/12/2024

Mbola mandray mpandray anjara zareo ho an'izay mazoto iala kely ny ville🔥

Marre des délestages ?😡🏀 Participez au BlackOut Game 3x3 🏀🔥🏆pour faire passer le temps jusqu'au retour de l'électricité ! Inscrivez-vous sur la page Grandious ou appelez le 038 72 655 75

Adalam-pikarakarana........
25/05/2023

Adalam-pikarakarana........

Hetsika karakarain'ny New Generation sy ny Association Soa.
13/05/2022

Hetsika karakarain'ny New Generation sy ny Association Soa.

Ho avy tsy ho ela ny Lalao manaraka......
02/05/2022

Ho avy tsy ho ela ny Lalao manaraka......

10/03/2022

Tonga ary ity ilay niandrasana koa aza tara, misoratra anarana 🏀, vonjivonjeo fa voafetra ny isa, misokatra ho an'ny rehetra 😊😊
Raha mila fanazavana fanampiny aza misalasala miresaka 😉😉
Formation ho an'ireo vaovao, recyclage ho an'ireo efa ao anatiny 😉😉
We're basket ball 🏀🏀
.

Ny NGA moa dia misy Mvp foana isaky ny tournoi ka teto dia i BILA(La09) no mpilalao mendrika tamin'ny Finale❤Ary i DONOV...
20/02/2022

Ny NGA moa dia misy Mvp foana isaky ny tournoi ka teto dia i BILA(La09) no mpilalao mendrika tamin'ny Finale❤

Ary i DONOVAN(Brinks) kosa ny mpilalao nandonan'ny Fo❤

Lokan'ny voalohany izay azon'i ''LA09'' miaraka amin'ny medaille.
20/02/2022

Lokan'ny voalohany izay azon'i ''LA09'' miaraka amin'ny medaille.

SCRAPPERS 💙❤3eme place du NGA championship n°2
20/02/2022

SCRAPPERS 💙❤
3eme place du NGA championship n°2

BRINKS💚Vice champion du NGA championship n°2
20/02/2022

BRINKS💚
Vice champion du NGA championship n°2

Address

Ambohidratrimo
105

Telephone

+261342155845

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NGA Championship posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to NGA Championship:

Share

Category