HTS Sport and Fitness Club

HTS Sport and Fitness Club "Retrouver La Forme et La Santé"💪

25/08/2026
HEY! 💃🔥Efa ela ve no nieritreritra hoe: "Tokony hanao sport aho!" 😄✨ Izao no fotoana! Miverina indray ny ZUMBA ato amin'...
03/08/2026

HEY! 💃🔥

Efa ela ve no nieritreritra hoe: "Tokony hanao sport aho!" 😄

✨ Izao no fotoana! Miverina indray ny ZUMBA ato amin'ny HTS Sport & Fitness Club!

🗓️ Isaky ny Alarobia sy Asabotsy
⏰ Hampahafantarina tsy ho ela ny ora 🤩

🎶 Avia hifaly sy hikarakara ny fahasalamanao miaraka aminay ary e !!

💚 Andao hiezaka ny hikokokolo vatana , hanena kibo , hihasalama , sns sns e 💥

❌ Tsy mila mahay mandihy akory!
✅ Mila mitondra ny tsikinao sy ny fahavononanao hihetsika fotsiny.

🌟 Alefaaaaaaaa!

09/07/2026

HARARAOTY FA 3 MOIS BE IZAO NY TOLOTRA ☺️🔥🏋️

Retrouver La Forme et la Santé 💪💪🔥😉
18/03/2026

Retrouver La Forme et la Santé 💪💪🔥😉

Address

Ambohidratrimo

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HTS Sport and Fitness Club posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category