FKM Fédération de Karaté-Do de Madagascar

FKM Fédération de Karaté-Do de Madagascar Fédération des ligues de Karaté Do de Madagascar

Mitohy hatrany ny fampiofanana(Séminaires) ho an’ireo Cadres Arbitres-Coachs-Administrateurs eto Analamanga CFFAMMA Nani...
07/06/2026

Mitohy hatrany ny fampiofanana(Séminaires) ho an’ireo Cadres Arbitres-Coachs-Administrateurs eto Analamanga CFFAMMA Nanisana anio Alahady 07 Jona 2026.
Manatratra ny tanjona isika : Hanana mna Cadres Qualifiés.

Tongasoa androany maraina eto Antanindrazana ireo solotenantsika niaro ny voninahimpirenena sy nitondra avo ny ny Vonina...
02/06/2026

Tongasoa androany maraina eto Antanindrazana ireo solotenantsika niaro ny voninahimpirenena sy nitondra avo ny ny Voninahitry ny Karaté-do Malagasy.
Ankasitrahana hatrany ny fifanampiana sy fiarahamientana.
Manao antso avo hatrany ireo izay tia sy mpankafy ary ny fitondrampanjakana hanampy misimisy kokoa ireo Athlètes tsika fa tena mampihetsimpo ange ilay maheno ny HIRAMPIRENENA Malagasy ant ivelany e !


Championnat d’Afrique Région Est Nairobi Kenya 28-31 mai 2026.1- Andhy : 🥇 2- Mandresy : 🥉 3- Finoana : 🥉 4- Fabrice : 5...
31/05/2026

Championnat d’Afrique Région Est Nairobi Kenya 28-31 mai 2026.
1- Andhy : 🥇
2- Mandresy : 🥉
3- Finoana : 🥉
4- Fabrice : 5è Place
5- Sensei Ricko : Coach Continental Kum/Kata
6- Sensei Hermann : Juge Engagé
7- PFKM : Président de la Région Est de l’UFAK

Nos plus sincères remerciements aux parents, clubs, sections, ligues, coachs et au DTN pour leur soutien et leur engagement indéfectibles.
Nos remerciements vont également à nos partenaires : Yas Madagascar, Les Amis du Karaté-do, le Ministère de la Jeunesse et des Sports, ainsi que Monsieur Alain Rasambany, Ministre de la Jeunesse et des Sports.
Ces résultats témoignent des efforts consentis depuis de longues années et de la confiance accordée au Karaté malagasy par les dirigeants internationaux.
Vive le Karaté-do !

Ny Assemblée Générale no namaranana ny Championnat d’Afrique Région Est 2026 teto Nairobi Kenya izay nametrahana ny Bira...
31/05/2026

Ny Assemblée Générale no namaranana ny Championnat d’Afrique Région Est 2026 teto Nairobi Kenya izay nametrahana ny Birao hitantana ny Région Est.
- Filoha : Dr Emile, PFKM
- Filoha Lefitra misahana ny Administration : Mr Richard, Président Fédération Kenya
- Filoha Lefitra misahana ny arabola : Mr Mulae, Président Fédération Ethiopie
- Mpikambana CE : Présidents Jamil Ungada & Hardowar Maurice.

Ampifaliana sy ampanetrentena no andraisana izany ary mariky ny fahatokisan’ireo Iraisam-pirenena izany.
Isaorako manokana ny Filohan’y UFAK sy Filoha Lefitra WKF/UFAK amin’ny fahatokisany.

Yasmadagascar
MinistèrejS

Arahabaina ny Reny rehetra amin’izao fetinareo androany izao.Ilay nitondra 9 Volana, loharanom-piainana.
31/05/2026

Arahabaina ny Reny rehetra amin’izao fetinareo androany izao.
Ilay nitondra 9 Volana, loharanom-piainana.

Mandresy Cadet Kumité -52 kg : 3è Place = Bronze
30/05/2026

Mandresy Cadet Kumité -52 kg : 3è Place = Bronze

Andhy Kumité Dame -55kg : Or 1 Place
30/05/2026

Andhy Kumité Dame -55kg : Or 1 Place

Manomboka izy ato @ Stade Nyayo Indoor Arena Nairobi Kenya !
30/05/2026

Manomboka izy ato @ Stade Nyayo Indoor Arena Nairobi Kenya !


30/05/2026
Jour J ho an’ireo Mahery Fontsika ny andro androany faha 30-05-2026 eto Nairobi Kenya.1- Mandresy : Cadet -52 kg2- Andhy...
30/05/2026

Jour J ho an’ireo Mahery Fontsika ny andro androany faha 30-05-2026 eto Nairobi Kenya.
1- Mandresy : Cadet -52 kg
2- Andhy : Senior D -55kg
3- Finoana : Senior H -60 kg
4- Fabrice : Senior H -75 kg
Coach : Sensei Ricko
Arbitre : Sensei Hermann

Address

ANS Ampefiloha
Ambohibao

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FKM Fédération de Karaté-Do de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category