Watn One

Watn One C'est un groupe de danse née en Novembre 2018, qui porte le nom de WATN One ★ Envoyez nous pour plus d'information

26/02/2026

Un freestyle vraiment lourd ! 🔥
Par Michaël Ramamiarison

15/12/2025

Asivo réaction sy partageo edy solontenantsika tyh zalah

C'est Michaël Ramamiarison 🔥🔥



15/01/2024
Salut saluuttt 😘... Elaela isika zay Ah 👋😄, misy jery todika kely Ito taminy taona 2020. Mbola zaza² hendrika daholo ndr...
19/03/2023

Salut saluuttt 😘...
Elaela isika zay Ah 👋😄, misy jery todika kely Ito taminy taona 2020. Mbola zaza² hendrika daholo ndriry lerony teto😅.

De mbola vaovao mahafaly atrany koa no anombohanay sy izarahanay anareo  amin'ity  taona 2023 ity Illeur aka Baby street...
07/01/2023

De mbola vaovao mahafaly atrany koa no anombohanay sy izarahanay anareo amin'ity taona 2023 ity
Illeur aka Baby streetkilla 🔥
Izy indray no nadresy ny laharana faha 2 taminin'ny B.A.D izay nokarakarain'ny anio
Isaorana hoan'ny mpikarakara 💜??


Joyeux Noël à tt et à tous 💕🎄🎅🎁🎉Hiaona aminao Andriamanitra ary hitoetra ao amponareo aminy fotoana rehetra izay mbola h...
25/12/2022

Joyeux Noël à tt et à tous 💕🎄🎅🎁🎉
Hiaona aminao Andriamanitra ary hitoetra ao amponareo aminy fotoana rehetra izay mbola hiainana💕. Ny WATN One dia faly miarahaba anareo rehetra tratrin'izao Christmas Izao 💕, manao fête sambatra daholo ary Samy ho tratry ny farany taona daholo eeeeuhhhh 🎄🎅🎁🎉

❤GRANDE CASTING❤Bonjour à tous ❤🔥. Faly miarahaba anareo izahay groupe WATNOne ❤. Tsara ny mampafantatra anareo fa izaha...
21/12/2022

❤GRANDE CASTING❤

Bonjour à tous ❤🔥.
Faly miarahaba anareo izahay groupe WATNOne ❤. Tsara ny mampafantatra anareo fa izahay dia mikarakara GRAND CASTING 🔥hoan'ny tanora eto Ambatondrazaka izay manana fikasana ny hiditra ato aminy WATN one Family ❤ , izay tanterahana ny Sabotsy faha 24 ny Volana Décembre 2022 , izay tsara ny manamarika fa io ny casting farany aminity taona 2022 ity tohizao ary ny fandahara-potoana :

✅Date : Samedi 24 Décembre 2022
✅Lieu : CEG Razaka
✅Heure: 02h:00

N.B: Misy sokajy roa ato aminy WATNOne
🔥WATN One Junior : 08 à 14 ans
🔥WATN One KD : 15 à 37 ans

Tongava message privé amin'ireto olona ireto :
🔷 Mirent's (Leader)
🔷Illeur (Leader adjoint)

SABOTSY ZAO ZANY NY FOTOANA RY ZAREO AH! 🔥❤...

Address

Ambatondrazaka

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261347790780

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Watn One posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category