25/04/2026
Tontsosa androany teo amin'ny efitrano Rayon de Soleil Tanambe ny fiarahabana sy fanolorana fanomezana an'i , noho ny fitsingerenan'ny taona nahaterahany, notronin'ireo solotena isaky ny Dojo
moa izany koa,
Isaorana isika rehetra nandefa ny adidiny avy.
•Isaorana manokana ny Dojo rehetra tonga nanome voninahitra ny teto:
- Dojo Hartema Tanambe (nampiantrano)
- Dojo Hartema Vohitsara
- Dojo Hartema Anororo
- Dojo Hartema Ambodimangan'i Jesy
- Dojo Hartema Amboavory
- Dojo Hartema Andilana -Nord
- Dojo Hartema Andrebakely- Nord
- Dojo Hartema Imerimandroso
- Dojo Hartema Ambatondrazaka...
Isaorana be ianareo Maitre rehetra.
Sitraka sy telina ho anareo mpianatra Hartema rehetra.
HO ELA VELONA ANIE NY GRAND MAITRE LOGIS, indrindra ny Hartema izay noforoniny.🙏