Moraingy Fight Club

Moraingy Fight  Club Natao ho any rehetra NY Club Moraingy : tsy manavaka taona sy fiahaviana na vahiny aza afaka mandray anjara rehefa tia ilalao .

""Moraingy is the Boxing Malagasy "" kilalao malagasy sy fihalamboly  an' ady  miharo Daka ary Tontondro ny Moraingy  !E...
20/08/2020

""Moraingy is the Boxing Malagasy "" kilalao malagasy sy fihalamboly an' ady miharo Daka ary Tontondro ny Moraingy !
Efa ilay andro tsy fiasana iny dia mamonjy tany malalaka kely aza adino fa misy Vehivavy koa ilay izy ah ,araho ary ny Pejy fa tsy ho ela ny aty Alaotra Mangoro

15/08/2020

Izy no Israel Adesanya mpilalao avy aty africa ary manana ny lazany , mitovy mijery moraingy mintsy @ ty combtant iray ity.
Isika aty alaotra dia manana mpilalao sy manana trakefa tohy izao ,ny MF Club dia efa eo ampananomanana lalao Moraingy tsy ho ela noho izany manasa anao anaraka ny Page facebook Moraingy Fight Club .

Ny Moraingy tamin'ny faham-panjaka sy izy ankehitriny
08/06/2020

Ny Moraingy tamin'ny faham-panjaka sy izy ankehitriny

Vive le Box Malagasy !Ady malalaka na Combat libre ny moraingy nefa misy fomba mampiavaka azy amin'ireo fomba fihiady va...
08/05/2020

Vive le Box Malagasy !
Ady malalaka na Combat libre ny moraingy nefa misy fomba mampiavaka azy amin'ireo fomba fihiady vahiny :
Ny moraingy dia mbola misy fa somary nangina kely noho izany mila tohizana ny zavatra rehefa ita hoe tsara !
Tafiditra ao anatin'ny "Sports et Loisirs" ny Moraingy ndao ary e ..

Address

Ambatondrazaka
503

Telephone

+261341821985

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Moraingy Fight Club posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Moraingy Fight Club:

Share

Category