La Ferme de Morarano d'Ambatolampy

La Ferme de Morarano  d'Ambatolampy Première Ferme en Agriculture Biologique - Boutique ouvert de Lundi -Samedi de 8h30 à 17h30 à Isoraka

26/06/2026
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🙏🌲💐🌲
24/12/2025

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🙏🌲💐🌲

30/08/2025

ALEFA BAREA , YES 💪🇲🇬

26/06/2025

TRATRA NY ASARAMANITRA 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🎼GASIKARAKO🎼💚🤍❤

Teto no nahitako ny masoandron'ny fiainako
Teto no nofidin'Ilay Ray ho fonenako
Ho tsaroako n'aiza n'aiza e
Ho vetsoiko ao anaty
'Lay Gasikara mamiko

Tiako foana ianao na manana na ory
Tsy misy toa anao ry Gasikarako
Ny vavaka atao re
Hotahina anie ianao
Hiadana ny taniko

Maro ny fahavalo mitady hamotika
Aoka tsy himalo na koa hilofika
Fa hiaro hatrany hatrany e
Ny hatsarana ananany
'Lay tany izay iraisana

Tiako foana ianao na manana na ory
Tsy misy toa anao ry Gasikarako
Ny vavaka atao re
Hotahina anie ianao
Hiadana ny taniko

'Ndao hiaraka hamerina indray
Ny fihavanana 'zay nampikambana
Koa arovy sy tandrovy ny fifankatiavana
F'ho sambatra izaho sy ianao

Tiako foana ianao na manana na ory
Tsy misy toa anao ry Gasikarako
Ny vavaka atao re
Hotahina anie ianao
Hiadana ny taniko

Ilay Gasikara mamiko
Ho sambatra izaho sy ianao
🇲🇬💝
©Ny Ambasadôrà

💐🌺🌷🌻
25/05/2025

💐🌺🌷🌻

Address

La Ferme De Morarano BP : 18
Ambatolampy
104

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:30
Tuesday 08:30 - 17:30
Wednesday 08:30 - 17:30
Thursday 08:30 - 17:30
Friday 08:30 - 17:30
Saturday 08:30 - 17:30

Telephone

00261324097833

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Ferme de Morarano d'Ambatolampy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share