2Z FIT 104

2Z FIT 104 FORCE - PUISSANCE - SANTE

πŸ‘‰ PROGRAMA FETY πŸ’₯ 🚨 IRETO DATY IRETO IHANY NO TSY MISOKATRA NY SALLE DE GYM 2Z FIT 104 104 " :❌ Ny 25 DΓ©cembre 2025 ❌ Ny...
20/12/2025

πŸ‘‰ PROGRAMA FETY πŸ’₯
🚨 IRETO DATY IRETO IHANY NO TSY MISOKATRA NY SALLE DE GYM 2Z FIT 104 104 " :
❌ Ny 25 Décembre 2025
❌ Ny 31 Décembre 2025
❌ Ny 01 Janvier 2025

Tarif tsy miova fa 1000Ar hatrany πŸ’₯ Mora bπŸ”₯
Adiresy : Apitan'ny vavahadin'ny camp gendarme (PylΓ΄ne)
☎️: 0346499631 / 0338803685

Mp malaky ary e!☎️: 0346499631 Eto Ambatolampy ! Mandefa any @ faritra !  fans Leister Séra
09/12/2025

Mp malaky ary e!
☎️: 0346499631
Eto Ambatolampy ! Mandefa any @ faritra !
fans
Leister SΓ©ra

20/11/2025

Joyeux anniversaire Γ  mes super followers ! Merci pour tout votre soutien ! Nekena Rajaonarivelo

Mankasitraka anao nanaraka ny Pejy hatramin'izay ! πŸ™πŸ™

Miezaka manome ny tsara hatrany πŸ₯€πŸ₯°
19/11/2025

Miezaka manome ny tsara hatrany πŸ₯€πŸ₯°

πŸ’₯ VAOVAO BE! πŸ’₯πŸ‘‰ FLOCONS D'AVOINE HAVERVLOKKENπŸ‘ˆπŸš¨ EFA TONGA ILAY COMPLΓ‰MENT ALIMENTAIRE @ KALITAO VAOVAO BπŸ”₯πŸ“ NATAO HO ANAO...
12/11/2025

πŸ’₯ VAOVAO BE! πŸ’₯
πŸ‘‰ FLOCONS D'AVOINE HAVERVLOKKENπŸ‘ˆ
🚨 EFA TONGA ILAY COMPLΓ‰MENT ALIMENTAIRE @ KALITAO VAOVAO BπŸ”₯
πŸ“ NATAO HO ANAO :
βœ… RERA-DAVA
βœ… MAHIA KELY
βœ… TE HAMPITOMBO LANJA
βœ… MANAO FANATANJAHAN-TENA NA TSIA
βœ… MAMERINA AINA VETIVETY
πŸ‘‰ AZO ATAO SAKAFO MARAINA SY ATAO GOΓ›TΓ‰
PRIX : 10000AR ny 500g
☎️ : 0346499631
Toerana : Apitan'ny vavahadin'ny camp gendarme (PylΓ΄ne)
🚨 LIVRAISON GRATUIT ETO A/LAMPY VILLE! 🚨

🚨 Bonsoir Γ  tous βœ‹πŸ™VAOVAO B ITY RY RETO πŸ”₯πŸ‘‰ Mahia kely ve ianao? πŸ˜˜πŸ‘‰ Te ho ngeza sy ho nofosana ve ianao? Te hitombo lanja...
28/10/2025

🚨 Bonsoir Γ  tous βœ‹πŸ™
VAOVAO B ITY RY RETO πŸ”₯
πŸ‘‰ Mahia kely ve ianao? 😘
πŸ‘‰ Te ho ngeza sy ho nofosana ve ianao? Te hitombo lanja ve? 😊
πŸ“ Natao ho anao ity , πŸ‘‰ FLOCONS D'AVOINE CHABRIORπŸ‘ˆ πŸ’₯
πŸ“ Mety amin'ny olona mikotrana na tsy mikotranaπŸ‹οΈ
πŸ“ Azo atao sakafo maraina 😍
πŸ“ Mahavoky b ihany koa πŸ₯°
πŸ“Œ Aza misalasa miditra mp raha toa ka liana ianao
☎️ : 0346499631
πŸ‘‰ Manao livraison ihany koa!!
Toerana : Apitan'ny vavahdin'ny camp gendarme ( Pylone)
Prix : 1@super fansorZoky SΓ©rasuAnjaratiana GabriellaAnLΓ₯lΓ₯ina Rf Gabriella
LΓ₯lΓ₯ina Rf

🚨Bonjour Γ  tous βœ‹πŸ™Hanombohana ity erinandro vaovao ity dia ho santarina amin'ity ''tranformation'' b ity πŸ₯°πŸ’₯ Coucou Anjar...
27/10/2025

🚨Bonjour Γ  tous βœ‹πŸ™
Hanombohana ity erinandro vaovao ity dia ho santarina amin'ity ''tranformation'' b ity πŸ₯°
πŸ’₯ Coucou AnjaraπŸ₯°πŸ₯€
πŸ‘‰Sary 1: 27 Avril 2025
πŸ‘‰Sary 2: 20 Octobre 2025
πŸ“ Mety hoe vetivety izy dia nahita vokatra fa kosa tsy mora ny ezaka nataony vao tonga amin'izaoπŸ˜˜πŸ‹οΈ
πŸ“Œ Tsy vitan'ny hoe iray volana na erinandro izany io fa aza manonofy atoandro eo😜( Miala tsiny amin'ilay fiteny fa marina ioπŸ™)
Mbola tsy tara raha izao ianao vao hanomboka , raisinay ampitiavana foana😍
Toerana : Apitan'ny vavahdin'ny camp gendarme (PylΓ΄ne)
☎️: 0346499631
Fb perso : Zoky SΓ©ra
Prix par sΓ©ance : 1000ar mora bπŸ’₯πŸ”₯
Abonnement :20000ar mora bπŸ”₯πŸ’₯

"Ny fahasalamana no voaloan-karena"

Akory iaby Γ΄!βœ‹πŸ‘‰ Hamaranana ny herinandro dia hozaraina eto @ Pejy ity sary ity πŸ₯° πŸ‘‰ Mety ho kely na tsy ampy ilay forme ,...
17/10/2025

Akory iaby Γ΄!βœ‹
πŸ‘‰ Hamaranana ny herinandro dia hozaraina eto @ Pejy ity sary ity πŸ₯°
πŸ‘‰ Mety ho kely na tsy ampy ilay forme , tadidio anefa fa tsy mora ny dingana nolalovana vao tonga amin'izao😘
πŸ‘‰ Mila faharetana sy fahazotoana ary fandavantena ny zavatra fa tsy manao miracle izany izahay πŸ˜…πŸ™
🚨 Aza misasala mihintsy manatona anay raha liana @ fitaizam-batana ianao fa natao ho an'ny daholo b ity, misokatra ho a'ny daholo be ny salle de Gym.
πŸ“ Salle tsy natokana ho an'ny snob ny ato, ary salle tsy natokana ho an'ny sahirana, πŸ‘‰fa natao ho an'ny rehetra πŸ™πŸ₯°πŸ’―
fans

Toerana : Apitan'ny vavahadin'ny camp gendarme (PylΓ΄ne)
☎️ : 0346499631
Fb Perso: Zoky SΓ©ra
Page: 2Z FIT 104
SΓ©ance : 1000ar
Abonnement : 20000ar

Un grand merci Γ  mes nouveaux followers ! Miora RaphanoΓ«l, Ninah Raheriarimalala, Y-Ony Stephanie Ranaivomanana, Lova Ra...
15/10/2025

Un grand merci Γ  mes nouveaux followers ! Miora RaphanoΓ«l, Ninah Raheriarimalala, Y-Ony Stephanie Ranaivomanana, Lova Rakotoarison, Mirana Hajarivola, AnjΓ©lah Mitchou, Landivola Fandresena, Nadia Ra Tsim, Zrtn Radimisoa, Yan'jah Tinah, Tahiry Soloniaina Rambeloson

βœ‹Salanitra e!! βœ‹πŸ‘‰Faly miarahaba anao indray izahay ato @ 2 Z Fit 104 βœ‹πŸ₯°πŸ“Androany dia hizara ny vokatra izay azo hatramin...
07/10/2025

βœ‹Salanitra e!! βœ‹
πŸ‘‰Faly miarahaba anao indray izahay ato @ 2 Z Fit 104 βœ‹πŸ₯°

πŸ“Androany dia hizara ny vokatra izay azo hatramin'ny izay fotoana nikotranana izay izahay.πŸ”₯
πŸ“Œ Sary 1: 28 Janv 2024
πŸ“Œ Sary 2: 06 oct 2025
πŸ“Raha natao ny kajy dia 1 taona sy 9 volana no fotoana nikotranany.πŸ‹οΈ
πŸ”₯Tsy mora vao tonga amin'izao vatana izay izao izay hita ao @ sary 2, fa rehefa manaraka ny zavatra izay ampanaovin'ny coach sy ny torohevitra samihafa dia mande ho azy io!! πŸ’₯πŸ’―
🚨 Aza misalasala ary manatona anay e!! Vonona hatrany izahy hanome fahafahampo ho anao 😍🀩
πŸ‘‰ SΓ©ance : 1000ar πŸ’₯ mora b!
πŸ‘‰Abonnement 20000ar πŸ’₯ mora b!
πŸ›οΈ : Apitan'ny i camp gendarme (PylΓ΄ne)
☎️ : 0346499631 ( Zoky Séra )
fans
2Z FIT 104
@

βœ‹ 𝑴𝒃𝒐𝒍𝒂 𝒂𝒐 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒗 π’Šπ’‚π’π’‚π’“π’†π’ 𝒆? πŸš¨πŸ‘‰  π‘ͺ𝒐𝒖𝒄𝒐𝒖 𝒃 𝒉𝒐 𝒂𝒏'π’Šπ’π’‚π’š π’‚π’—π’š 𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒗𝒂𝒄𝒂𝒏𝒄𝒆 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 πŸ€šπŸ€£πŸ˜…πŸ‘‰π‘΅π’‚π’‰π’‚π’›π’ π’Œπ’Šπ’ƒπ’ π’•π’‚π’π’š 𝒗? πŸ˜€πŸ˜†πŸ“ 𝑨𝒛𝒂 π’Ž...
10/09/2025

βœ‹ 𝑴𝒃𝒐𝒍𝒂 𝒂𝒐 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒗 π’Šπ’‚π’π’‚π’“π’†π’ 𝒆? 🚨
πŸ‘‰ π‘ͺ𝒐𝒖𝒄𝒐𝒖 𝒃 𝒉𝒐 𝒂𝒏'π’Šπ’π’‚π’š π’‚π’—π’š 𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒗𝒂𝒄𝒂𝒏𝒄𝒆 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 πŸ€šπŸ€£πŸ˜…
πŸ‘‰π‘΅π’‚π’‰π’‚π’›π’ π’Œπ’Šπ’ƒπ’ π’•π’‚π’π’š 𝒗? πŸ˜€πŸ˜†
πŸ“ 𝑨𝒛𝒂 π’Žπ’Šπ’”π’‚π’π’‚π’”π’‚π’π’‚ π’‚π’“π’š 𝒇𝒂 𝒗𝒐𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒇𝒐𝒂𝒏𝒂 π’π’š 𝒄𝒐𝒂𝒄𝒉 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒍𝒂 π’‚π’›π’š 𝒆! π‘¨π’Ž-π’‘π’Šπ’•π’Šπ’‚π’—π’‚π’π’‚ 𝒇𝒐𝒂𝒏𝒂πŸ₯°
☎️ : 0346499631
π‘¨π’…π’Šπ’“π’†π’”π’š : π‘¨π’‘π’Šπ’•π’‚π’'π’π’š π’—π’‚π’—π’‚π’‰π’‚π’…π’Šπ’'π’π’š π’„π’‚π’Žπ’‘ π’ˆπ’†π’π’…π’‚π’“π’Žπ’† (π‘·π’šπ’π’Μ‚π’π’†)
fans

19/06/2025

Mention spΓ©ciale Γ  mes nouveaux(elles) super fans ! Yfanir AzrΓ€, Marketplacemelisa Ai, FΓ­h NΓ£nte Nãïña RΓ£mΓ€nΓΈelΓ­nΓ₯, HenΓ­ JΚ€Κœ, Iarivo Fanomezantsoa, LΓ₯lΓ₯ina Rf, Hasina Kwelly Rkt, Nekena Rajaonarivelo

Address

RN7
Ambatolampy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 2Z FIT 104 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category