17/08/2026
Vita soa aman-tsara ny Championnat Régional Vakinankaratra izay natao teto Ambatolampy.
Tsara ny vokatra hoantsika teto an-toerana🏆
Nahazo ny laharana Voalohany teo amin'ny sokajy DOUBLE HOMME🥇🥇 sy MIXTE🥇🥇 raha toa ka laharana Faharoa teo amin'ny sokajy SINGLE nanoloana ny Ekipa BIRA TEQ