02/09/2026
Ny "Organisation de la Société Civile Régionale DIANA" dia manasa anao hanatrika ny :
📝 Tatitry ny vokatry ny fifampidinihana isam-paritra niarahana tamin'ny Fiarahamonim-pirenena ho an'ny Faritra DIANA
Ity fotoana ity dia natao hizarana ireo vokatra, soso-kevitra ary fanapahan-kevitra nivoaka nandritra ny fifampidinihana nataon'ireo mpisehatra samihafa ao amin'ny fiarahamonim-pirenena, ho fanamafisana ny fandraisan'anjaran'ny olom-pirenena sy ny fampandrosoana maharitra ny faritra DIANA.
📅 Daty : Zoma 04 Septambra 2026
🕘 Ora : Manomboka amin'ny 09:00 ary mifarana amin'ny 11 : 00 maraina
📍 Toerana : Centre des Jeunes Miaraka
🤝 Tongava maro handray anjara amin'ny fifanakalozan-kevitra sy fanamafisana ny fiaraha-miasa ho fampandrosoana ny faritra DIANA.
"Miara-mientana, miara-manangana ny hoavin'ny faritra DIANA."
-----------------------------------------------------------------
L'Organisation de la Société Civile Régionale DIANA a le plaisir de vous inviter à la :
📝 Restitution des résultats de la concertation régionale de la société civile de la Région DIANA
Cette rencontre sera l'occasion de présenter les résultats, recommandations et perspectives issus des concertations régionales menées avec les acteurs de la société civile, en vue de renforcer la participation citoyenne et le développement durable de la Région DIANA.
📅 Date : Vendredi 04 septembre 2026
🕘 Heure : À partir de 09h00 et jusqu'à 11h00
📍 Lieu : Centre des Jeunes Miaraka
🤝 Votre présence et votre participation contribueront à enrichir les échanges et à renforcer la dynamique de développement de notre région.
« Ensemble, construisons un avenir meilleur pour la Région DIANA. »