Club Karate Kokaju

Club Karate Kokaju Le karaté commence par la courtoisie et se termine par la courtoisie 🥋🙏

Miharahaba antsika rehetra .Misy kotrana ihany isika Club Karate Kokaju  Ambanidia rahampitso nohon’ny fihemboranan’ny d...
28/08/2026

Miharahaba antsika rehetra .
Misy kotrana ihany isika Club Karate Kokaju Ambanidia rahampitso nohon’ny fihemboranan’ny date championnat izay tokony ho atao ny sabotsy hoavy izao. 🙏🥋

26/08/2026

Vita ny kotrana, dia manalazy kely ny ankizy .🤭
Ny karaté tsy fanatanjahantena ihany, fa fiainana ❤️

👏🎉 Arahabaina izy dimy mianadahy fa afaka  BACC soa aman-tsara 🎓Porofon’ny faharetana sy ny fikirizana izao . Azo atao t...
24/08/2026

👏🎉 Arahabaina izy dimy mianadahy fa afaka BACC soa aman-tsara 🎓

Porofon’ny faharetana sy ny fikirizana izao . Azo atao tsara ny mampifandanja ny fianarana sy ny karaté 🥋📚. Dingana iray ihany izao, fa mbola maro ny lalana miandry anareo. Tohizo hatrany ny ezaka, aza kivy ary minoa ny tenanareo! 🔥

Bravo Kokaju 100% bacclaureat 2026 ❤️

Bravo les champions Njara Rkt Malalaniaina Andhy Kanto Andriarisoa Mihajafitiavana Razakasoavina Antonio Rũdì 👏

Happy Birthday Tolotra 🎂 Mirary soa ho anao ny Club Karate Kokaju  . Ho ela velona 🙏
18/08/2026

Happy Birthday Tolotra 🎂
Mirary soa ho anao ny Club Karate Kokaju . Ho ela velona 🙏

11/08/2026

Après des combats intenses, nos Kokaju Girls trouvent encore l’énergie de danser pour célébrer cette belle victoire 💃🥋
Un moment de joie qu’on ne peut pas oublier ! 🔥

10/08/2026

Malalaniaina Andhy en action ce vendredi dernier 🔥
Alefa Club Karate Kokaju 🥋🙏

🏆 KOKAJU AMBANIDIA, UNE FOIS DE PLUS, MEILLEUR CLUB DU TOURNOI ! 🔥20 COMBATTANTS — 20 MÉDAILLES ! 🔥🥇 12 MÉDAILLES D’ORFY...
09/08/2026

🏆 KOKAJU AMBANIDIA, UNE FOIS DE PLUS, MEILLEUR CLUB DU TOURNOI !

🔥20 COMBATTANTS — 20 MÉDAILLES ! 🔥
🥇 12 MÉDAILLES D’OR
FY NY HAVANA • FY TIA • STEVEN • TAMBY • MIKALO • TENDRY • TIAVINA • PRINCIA • ANDHY • MIANGALY • KANTO • HASMINAH

🥈 6 MÉDAILLES D’ARGENT
ONJA • NA TEO • TSIKY • KELLY • FY NY HAVANA • TO • PATRICK

🥉 2 MÉDAILLES DE BRONZE
VALERIE • KIMMY

Un résultat qui témoigne du travail, de la régularité et de l’esprit d’équipe qui nous animent.
Bravo à tous nos combattants, aux coachs et à toute la famille Club Karate Kokaju Ambanidia !

Address

Ambanidia
101

Telephone

+261326163261

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Club Karate Kokaju posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Club Karate Kokaju:

Shortcuts

Share