Musculation & Fitness 303

Musculation & Fitness 303 Salama, ity dia page natao indrindra hifampizarana traikefa, toro-hevitra, famporisihana ny olo rehe

Tonga  fitenenana Betsileo hoe:" Mba mandalova leko mba hisotro Rano mady"Misaotra t@ leka t@ fandalovana ra Dera sy ny ...
31/08/2026

Tonga fitenenana Betsileo hoe:

" Mba mandalova leko mba hisotro Rano mady"

Misaotra t@ leka t@ fandalovana ra Dera sy ny Akama.

Mba makamaka rivo-dRanomasina kou ndray e!!!Milay b nareo e!!!
30/08/2026

Mba makamaka rivo-dRanomasina kou ndray e!!!

Milay b nareo e!!!

24/08/2026

👉Mahazo mitaraina letsy zandry a!!!
👉Mahazo mitomany letsy zandry a!!!

🏋️🏋️🏋️ Fa TSY MAHAZO MI-ABANDONNE!!!

👊Za maka anlah!

mp, 034 38 442 36

Salam'e!!!😱 na ny vaza ar tonga ato @ Musculation & Fitness 303  mikotrana 👉 Tonga avy any  millier de kilometatra hikot...
16/08/2026

Salam'e!!!
😱 na ny vaza ar tonga ato @ Musculation & Fitness 303 mikotrana
👉 Tonga avy any millier de kilometatra hikotrana ato @ 303 MUSCULATION & FITNESS Antanimalalaka!!!

👉 De vo maika ve isika eto antoerana?🤔🤔🤔

👉👉👉303 MUSCU:
=> salle de musculation:
🏋️Malalaka tsara,
👔milam tsara,
🏋️matériels complet,
👊coach efa za-draharaha!!!

👉Natao ho antsika rehetra tsy ankanavaka!!!

mp na 0343844236

10/08/2026

🏋️ LEGS DAY,

👊 Herin'andro vaovao

👉 Mila matanjaka ny fototra

25/07/2026

👉za:
=>ndao namana kihitrakitrana fa efa mba libre-libre zao fa vacance e!

👉 Rakoto:
=>so de olona efa bokona be aby leka no ao!!!

👉za:
=>Elah iany no advesaire-nlah,
=> aza miasa saina olona zany!!!
=> sady tsiss bandy efa bokona be zany lets ao a!!!
=>takan-lah iany ny bandy ao

👉Rakoto:
=> Marina letsy zany, zao de zao za de hankany!!!

👉za: talro ary!!!

👉Extrait scéance anio:
👉DOS - TRICEPS - ABDOS

👊 EXO TRICEPS no tena nasongadina eto.

🙏🙏🙏Ry namana!!!
👉surtout tsika efa resy lahatra!!!

👉👉👉aza COMPLEXE vatanao!!!
io no anao de hatsarao arak'izay tratra

🙏🙏🙏afaka manampy anao tanjonao izahay ao aminy Musculation & Fitness 303

👊 mp na 0343844236 na manantona avy hatrany ny salle-tsika

23/07/2026

eh!!! vacance ny andro e!!!
ndao fa mba libre-libre kely e!!!
sa ve hiandry vacance de noel ndray!!!

Tadidio fa ny fahasalamana no voalohan-karena!!!🏋️🏋️🏋️

17/06/2026

🔥🔥🔥 ZUMBA FITNESS CARDIO BOX 🔥🔥🔥

📢 Fantatrao ve fa misy lanja tokony hifanaraka amin’ny halavanao?

✅ Amin’ny ankapobeny, ny lanja ara-dalàna dia manodidina ny halavanao amin’ny metatra (ohatra tsotra):

📏 1m65 ➡️ 65 kg eo ho eo no lanja mety aminao.

🤔 Raha 80 kg na mihoatra ianao... ⚠️ Mety ho be lanja (surpoids) ka misy tavy be loatra ao amin’ny vatana. 👉 Mety hampitombo ny loza ateraky ny aretina toy ny: • Tosidrà avo • Diabeta • Aretin’ny fo • Fanaintainan’ny tonon-taolana

🤔 Raha latsaka be kosa ny lanjanao... 📉 Ohatra: 50 kg eo ho eo ho an’ny olona 1m65. ⚠️ Mety ho mahia loatra (insuffisance pondérale) ianao. 👉 Mety hiteraka: • Fahalemena • Tsy fahampian-kery • Fihenan’ny hery fiarovan’ny vatana

💪 Aza avela hanelingelina ny fahasalamanao ny lanja tsy voafehy!

🏋️ 303 MUSCULATION & FITNESS dia manolotra vahaolana ho anao:

🥊💃 ZUMBA FITNESS CARDIO BOX 👨‍🏫 Miaraka amin’i Coach TSIKABY 📅 Isaky ny Talata sy Sabotsy 🕓 Amin’ny 4 ora tolakandro

🏋️‍♂️ Musculation isan’andro 👨‍🏫 Miaraka amin’ireo coach efa za-draharaha hanampy anao hahatratra ny tanjonao: ✅ Hampihena lanja ✅ Hanala tavy ✅ Hanatsara ny fahasalamana ✅ Hampitombo hery sy tanjaka

📍 Ao amin’ny Salle de Musculation 303 MUSCULATION & FITNESS (Ambatra, ambonin’ny fivarotana trondro)

✨ Tadidio hatrany fa ny fahasalamana no voalohan-karena! 💪 Ataovy anio ny dingana voalohany ho amin’ny vatana sy fahasalamana tsaratsara kokoa! 💪🔥

tel : 034 38 442 36
mp

04/06/2026

les PROTEINES

Address

Avaramanda
Ambalavao
303

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Musculation & Fitness 303 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category