31/08/2026
Miarahaba ny mpanaraka ny Page Aingavao FC rehetra!
Eto izahay dia faly misaotra ny Mpikarakara ny tournoi Bay Bay Vakansy izay nifarana omaly 30 août 2026!
Enganie mba hitohy sy hitombo hatrany ny fitiavanareo ny tanora eto ambalavao!! Ary maromaroa ny tahaka izao mba hampitombo hatrany ny lentan'ny baolina kitra eto am-tsika!!
Miarahaba ny Cosam ihany koa tamin'ny fandresena dia mirary soa hatrany amin'ny dingana izay mbola ho diavina!!
Isaorana ihany koa ny Ray amandreny sy ny mpanohana rehetra fa ianareo no tena manome hery ny mpilalao... Ireny aloha no vita fa mbola hiezaka hanome ny tsara foana izahay!!