19/08/2026
1️⃣ Manome énergie maharitra ⚡
Ny Flocons d’Avoine dia manankarena glucides complexes, ka manampy manome hery maharitra mandritra ny tontolo andronao sy ny kotrana ataonao.
2️⃣ Manampy amin’ny fananganana hozatra 💪
Misy protéines ao aminy, ary amin’ny fifehezana ny grignotage sy ny apport calorique.
4️⃣ Manampy amin’ny récupération 🔋
Aorian’ny entraînement, ny glucides ao amin’ny avoine dia manampy amin’ny famerenana ny glycogène lany nandritra ny effort.
5️⃣ Manankarena nutriments 🌾
Ahitana fibres, magnésium, fer ary vitamines B izy, izay mandray anjara amin’ny fiasan’ny vatana sy ny production d’énergie.
--- FITBOX, manome ny soa sy ny tsara indrindra hatrany ho anao.
Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48